Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fandà: (la) a.: Fomba enti-mandà, tay maniky, manohitra. Ahitsio
Fandabohana: (daboka) a.: Fanjerana, fandavoana. Ahitsio
Fandadiana: (lady) a.: Fikisahan amin'ny tany: Mahavanana ny fandadian'io bibilava io. 1 Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanna: Ny fandadian'ny zozo raha mbola kely. 1 Fananihana: Ny fandadian'ny vehy amin'ny hazo. Ahitsio
Fandadina: (ladino) a.: Toetran'ny zavatra mandadina, izany hoe manodidina sady mananika zavatrairay. Ahitsio
Fandadinana: (ladine) a.: Famatorana manakambana, fanodidinana tady manodidina na mananika zavatra iray. Ahitsio
Fandady: (lady) a: Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin'ny tany, mandeha amin'ny tongotra sy ny tanna, mananika. - Ahitsio
Fandafarana: (lattera) a: Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fondafarana ny heuitrao. 1 Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tay tsara mihitay ny fandafaran'ny iray tam-po. Ahitsio
Fandafatra: (lafatra) a: Fomba entina mandafatra, miady mifanao an-daniny ay an-kilany. Ahitsio
Fandafihana: (lafika) a: Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton'ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana. Ahitsio
Fandafika: (lafika) a.: Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika. Ahitsio
Fandafika: a.: Ody fanalefahana ny poizin'ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano. Ahitsio
Fandafisana: (lafy) a.: Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany indray. Ahitsio
Fandafy: (lafy) a.: Fomba entina mandafy na mividy zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany indray. Ahitsio
Fandaharana: (lahatra) a.: Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana : lanao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra. • Fandaminana: Aorian'ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana 1 Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharandRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberin y. Ahitsio
Fandahatra: (lahatra) a: Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina, na manao kabary : Tsy toy izao akory no fandahatra uilia. Ahitsio
Fandahilahiana: (lahilahy) a.: Fitsofan-drano, firarian-tsoa (tomba fanao amin'ny famorana). Ahitsio
Fandahilahy: (lahilahy) a: Fomba entina mandahilahy izany hoe mitso-drano na mirary ana ny zaza forana, Ahitsio
Fandainana: (dama) a: Famelezana amin'ny kapoka; fikap ohana. Ahitsio
Fandainga: (lainga) a: Fomba entina mandainga : Mampihomehy ny fandaingan'io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra. / Olona zatra mandainga : Fandainga ratsy koa Ikotofatsora Ahitsio
Fandaingana: (lainga) a.: Tsy filazana ny marina mba hammitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo : Aleo mifanena amin'ny mpamosauy toy izay mifanena amin'ny mpandainga. / Fahadisoan'ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan'ity mizananao. • Bay lempona kely eo amin'ny takolaka ambanimbany izay bita miseho tsara rehefa mitsiky. Ahitsio