Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatoforana: (tofotra) a. : Fanapohana, fandonana. Ahitsio
Fanatofotra: (tofotra) a.: Fomba entina manatofotra, manapoka, mandona. ? p.t. : A-zo atofotra. Ahitsio
Fanatokelahana: (tokelaka) a. Fanaovana izay hampihomehy mikakakaka feno hafaliana. Ahitsio
Fanatokelaka: (tokelaka) a. Fomba entina manatokelaka, mampihomehy mikakakaka. Ahitsio
Fanatokikiana: (tokiky) a.:Fanaovana izay hitakokoana. Ahitsio
Fanatokiky: (tokiky) a : Fomba entina manatokiky,mampitakoko. Ahitsio
Fanatolantsihana: (tolantsika) a. : Fanantsihana. Ahitsio
Fanatolantsika: (tolantsika) a.: Fomba entina manatolantsika, mampihantsika, mampitolila. Ahitsio
Fanatolatola: (tolatola) a Fomba entina manatolatola, mampidoladola, mampihevingevina. Ahitsio
Fanatolatolana: (tolatola) a. Fampihevingevenana, fampidoladolana. Ahitsio
Fanatolila: (tolila) a : Fomba entina manatolila, mampandringa tsy marin-toerana. Ahitsio
Fanatolilana: (tolila) a : Fampandringàna tsy marin-toerana. Ahitsio
Fanatomombanana: (tomombana) a. : Fandavorariana. Ahitsio
Fanatona: (hatona) a : Fomba fanakaikezana. ~ p,t. : A-zo hatonina, azo akekezina Tsy fanatona ny biby masiaka. Ahitsio
Fanatonana: (hatona) a : Fanakaikezana. Ahitsio
Fanatongalihana: (tongalika) a: Fampandohalihana. Ahitsio
Fanatongalika: (tongalika) a Fomba entina manatongalika, mampandohalika, Ahitsio
Fanatontaliana: (tontaly) a. Fanambarana, fanakapohana. Ahitsio
Fanatontaly: (tontaly) a Fomba entina manatontaly, manambatra, manakapoka. Ahitsio
Fanatontohirana: (tontohitra) a. : Fanohizana asa tsy ankijanona hatrany, fanampiana (asa, zavatra) hatrany. Ahitsio