Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatevina: (tevina) a : Fomba entina manatevina. • p, t. : Azo hatevenina. Ahitsio
Fanatifihana: (tifika) a : Fanapitihana. Ahitsio
Fanatifika: (tifika) a : Fomba entina manatifika, manapitika. Ahitsio
Fanatitra: (atitra) a : Fomba enti-manatitra. 1 Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana. •Sorona. Ahitsio
Fanato: (nato) a. : Fomba entina manato, mandoko mena amin'ny hodi-nato. Ahitsio
Fanatoana: (nato) a. : Fandokoana mena amin'ny hodinato. Ahitsio
Fanatobahana: (tobaka) o. Fampihoarana ny rano hihoa-pefy. Ahitsio
Fanatobaka: (tobaka) a : Fomba entina manatobaka, marnpihoa-pefy. Ahitsio
Fanatodihana: (todika) a. : Fanodinana (ny loha, ny lakana...). Ahitsio
Fanatodika: (todika) a. : Fomba entina manatodika, manodina (ny loha, ny lakana...). 1 p.t. : Azo atodika. Ahitsio
Fanatofantsihana: (tofantsika) a Fanaovana (zavatra) ohatra ny volantsinana na ohatra ny andohalambo, fandantsihana. Ahitsio
Fanatofantsika: (tofantsika) a: Fomba entina manatofantsika, manome endrika volantsinana na andohalambo, mandantsika. Ahitsio
Fanatofatofa: (tofatofa) a Fomba entina manatofatofa, manetsiketsika, manofahofa. Ahitsio
Fanatofatofana: (tofatofa) a. Fane tsike tsehana, fanofahofana. Ahitsio
Fanatofefehana: (tofefika) a. Fampironana, fampitongilanana. Ahitsio
Fanatofefika: (tofefika) a. Fomba entina manatofefika, mampirona, mampitongilana. ~ p.t. : Azo atofeffka. Ahitsio
Fanatofezahana: (tofezaka) a.: Fandrerahana, tsy fanomezan-kanina. Ahitsio
Fanatofezaka: (tofezaka) a : Fomba entina manatofezaka, tsy manome hanina, mandreraka. Ahitsio
Fanatofintofina: (tofintofina) a : Fomba entina manatofintofina, mampanonjanonja, mampitopatopa. Ahitsio
Fanatofintofinana: (tofintofina) a : Fanetsiketsehana, fampanonjanonjàna, fampitopatopàna. Ahitsio