Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatsihana: (hatsika) a. : Fiantsoana amin'ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy. Ahitsio
Fanatsihana: (tsika) a : Fanatantavanana, fampanorihana tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany; fanamainana. Ahitsio
Fanatsika: (tsika) a. : Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany. ~ p. t. : Azo tsihina. Ahitsio
Fanatsika: (hataika) a : Azo antsoina amin'ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso. Ahitsio
Fanatsikala: na Fanatsikalana (tsikala) a. : Fomba entina manatsikala, manisy tsikala. • p.t. : Azo tsikalana. Ahitsio
Fanatsikalana: na Fanatsikalanana (tsikala) a. : Fanasiana tsikala na tsikalana. Ahitsio
Fanatsikana: (hatsikana) a. sady p.t.: Azo ihomehezana, harabina; fomba entina manaraby, mamazivazy. Ahitsio
Fanatsikanana: (hatsikana) a. : Fihomehezana (olona), famazivaziana, fanarabiana. Ahitsio
Fanatsikanina: (taikanina) a. : Fomba entina manatsikanina, mitono, manatsatsika. ~ p,t. : Azo atsikanina. Ahitsio
Fanatsikaninana: (tsikanina) a: Fitonoana, fanatsatsihana. Ahitsio
Fanatsike: na Hatsike (Ski) a: Volo eo amin'ny tendron'elatry ny vorona. Ahitsio
Fanatsikebona: (tsikebona) a.: Fomba entina manatsikebona, manetsiketsika ny fotaka na loto efa mandry ao anaty rano. Ahitsio
Fanatsikebonana: (tsikebona) a.: Fanetsiketsehana ny fotaka na loto efa mandry ao anaty rano. Ahitsio
Fanatsikefakefahana: (tsikefakefaka) o.: Fanendahana amin'ny laniny iray, fanofahofana amin'ny laniny iray. Ahitsio
Fanatsikefakefaka: (taikefakefaka) a: Fomba entina manatsikefakefaka, manendaka amin'ny laniny iras,. Ahitsio
Fanatsikera: (tsikera) a.: Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy. ~ p.t.: Azo tsikeraina. Ahitsio
Fanatsikerana: (taikera) a.: Fanasaratsarahana (zavatra) mba tsy hifatratra; fivoasana. Ahitsio
Fanatsikoinkoina: (tsikoinkoina) a: Fomba entina manatsikoinkoina, mampimoimoy, mampitaraindraina. Ahitsio
Fanatsikoinkoinana: (taikoinkoina) a.: Fampimoimoizana, fampitaraindrainana. Ahitsio
Fanatsikozakoza: (tsikozakoza) a: Fomba entina manatsikozakoza, manao zavatra mitaredretra. Ahitsio