Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatsikozakozana: (tsikozakoza) a: Fanaovana (zavatra) amim-pit sire dare dana, f itav ozavozana. Ahitsio
Fanatsilanesana: (tsilany) a: Fampandriana (olona) ka ny lamosiny no atao ambany, izany hoe miandrandra eny ambony ny masony, Ahitsio
Fanatsilany: (tsilany) a: Fomba entina manatsilany, marnpandry olona mitsilany. Ahitsio
Fanatsimbadihana: (taimbadika) a.: Fanohofana, fampikodiavana. Ahitsio
Fanatsimbadika: (tsimbadika) a.: Fomba entina manatsimbadika, mampikodia, manohoka. 1 p,t. : Azo atsimbadika. Ahitsio
Fanatsimpohafoha: (tsimpohafoha) a.: Fomban'ny biby manangona tany hitaitokotoko eo am-bava lavany. Ahitsio
Fanatsimpohafohazana: (tsimpohafoha) a.: Fanangonan' ny bibikely (tany) hitsitokotoko eo am-bava lavany, fampitsangantsanganana (solo). Ahitsio
Fanatsindroandroana: (taindroana) a.: Fomba entina manatsindroandroana, mametraka (zavatra) mbetika etsy mbetika eroa, tsisy filaharana. Ahitsio
Fanatsindroandroanana: (taindroana) o.: Fakàna na fametrahana zavatra mbetika etsy mbetika eroa, tsisy filaharana, na tsiroaroa. Ahitsio
Fanatsingadina: (tsingadina) a: Fomba entina manatsingadina, mamotraka, mandavo, manakodia amin'ny tany. 1 p.t.: Azo atsingadina. Ahitsio
Fanatsingadinana: (tsingadina) a : Famotrahana, fandavoana, fanakodiavana amin'ny tany. Ahitsio
Fanatsinganga: (tainganga) a: Fomba entina manatsinganga, manainga ny ilan-javatra iray. Ahitsio
Fanatsingangana: (tain ganga) a.: Fanaingana ny ilan-javatra iray. Ahitsio
Fanatsingatorana: (taingatotra) a: Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony. Ahitsio
Fanatsingatotra: (taingatotra) a.: Fomba entina manatsingatotra, mamotraka (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera. Ahitsio
Fanatsingedana: (tsingedana) a: Fomba entina manatsingedana, mampandry mivalampatra. Ahitsio
Fanatsingedanana: (taingedana) a: Fampandriana mivalampatra; fampitsorana mivalandotra. Ahitsio
Fanatsingerenana: (taingerina) a: Famerenana. Ahitsio
Fanatsingerina: (tsingerina) a.: Fomba entina manatsingerina, mamerina. Ahitsio
Fanatsingevenana: (taingeuina) a: Fanasaviliviliana, fanakipilipilizana. Ahitsio