Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanavokavoka: (hauokauoka) a.: Fomba entina manavokavoka, izany hoe mikapoka mandrivorivo, sà,dy mafy no imbetsaka. 1 p. t : Tokony hokapohina, azo velezina mafy. Ahitsio
Fanavorivoriana: (vorivory) a.: Fanaovana izay hahatonga vorivory, boribory; fanaboriboriana; fanakiboriboriana; fanakivorlvoriana. Ahitsio
Fanavorivory: (vory) a.: Fomba entina manavorivory, manao izay hahatonga vorivory. Ahitsio
Fanavotana: (avotra) a: Famonjena amin'ny loza, fahafatesana,fanandevozana. Ahitsio
Fanavovona: na Fanasavovona (savovona) a.: Fomba entina manavovona, mampisavovona be dia be. Ahitsio
Fanavozihirana: (vozihitra) a.: Fanbontsinan be. Ahitsio
Fanavozihitra: (vozihitra) a.: Fomba entina manavozihitra, izany hoe manabontsina. Ahitsio
Fanazangazana: (hazangozana) a: Fomba entina manazangazana, mitily, mitsikilo. Ahitsio
Fanazangazanana: (hazangazano) a.: Fitflfana, fitsildlovana. Ahitsio
Fanazarana: (zatra) a.: Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Miki fanazornna ny fahaizana marika ankandrina. / Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana :Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely. Ahitsio
Fanazariana: (hazary) a: Famosaviana, famorehana. Ahitsio
Fanazary: (hazary) a.: Fomba entina manazary, izany hoe mamosavy, mamorika. / p. t.: Azo hazarina, arnosavina. Ahitsio
Fanazatra: (zatra) a.: Fomba entina manazatra. 1 p.t.: A-zo zarina. Ahitsio
Fanazava: (zava) a.: Fomba entina manazava. 1 p. t.: Azo hazavaina. Ahitsio
Fanazava: a.: Hazo fanao fanafody manadio ny kibo, ny fivalanantlrano... (Elocodendron olyganthum). Ahitsio
Fanazavana: (zava) a: Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana it9 efitra it>' izany. 1 Filazalazana miaimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray : Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io. / Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny : Misy sarotro iheny indraindray ny fanazavana hain-teny. Ahitsio
Fanazavozavo: (zavozauo) a: Fomba entina manazavozavo, manosotra loko na mena-ka tsy mifotetaka loatra. Ahitsio
Fanazavozavoana: (zavozauo) a.: Fanosorana loko na menaka ka tsy mifotetaka loatra. Ahitsio
Fanazimba: (zimba) a,: Fomba entina manazimba, izany hoe manao tsinontsinona, manivaiva. 1 p. t : Azo zimbaina. Ahitsio
Fanazimbana: (zimba) a: Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy. 1 Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao. Ahitsio