Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatsirana: (tsitra) a: Fampandriana mivalampatra. Ahitsio
Fanatsirara: (tsirara) a: Fomba entina manatsirara, mandavo mitsilany, ka ny tongotra sY ny tanna mitsidradraka. ? p. t. : Azo atsirara. Ahitsio
Fanatsirarana: (tsirara) a: Fandavoana mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka. Ahitsio
Fanatsiredareda: (tsiredareda) a: Fomba entina manatsiredareda, manao an-tsirambina, an-tandrevaka. Ahitsio
Fanatsiredaredana: (tairedoreda) a : Fanaovana an-tairambina, an-tandrevaka; tsy fitandremana, tsy fikaiiana. Ahitsio
Fanatsitaitaihana: (tsitaitaika) a: Fandatsahana (rano) tsy misesy fa mielanelana, fanatetevana. Ahitsio
Fanatsitaitaika: (tsitaitaika) a: Fomba entina manatsitaitaika, mandatsaka (zavatra) tsy misesy fa mielanelana, fana-tete. Ahitsio
Fanatsitra: (tsitra) a: Fomba entina manatsitra, mampandry mivalampatra. 1 p,t. : A-zo atsitra. Ahitsio
Fanatsivalana: (tsivalana) a.: Fomba entina manatsivalana, manisy tsivalana. Ahitsio
Fanatsivalanana: (tsivalana) a.: Fanasiana tsivalana; fainetrahana zavatra hanaraka ny sakany. Ahitsio
Fanatsivetrahana: (tsiuetraka) a: Famelarana; fametrahana hitoetra milamina amim-piadanana. Ahitsio
Fanatsivetraka: (tsiuetraka) a.: Fomba entina manatsivetraka, mametraka hitoetra mi-lamina amim-piadanana. Ahitsio
Fanatsizarizariana: (tsizarizary) a: Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, fanivaivana. Ahitsio
Fanatsizarizary: (tsizarizary) a.: Fomba entina manatsizarizary; faneso. Ahitsio
Fanatsoaka: (tsoaka) a.: Fomba entina manataoaka. / p. t.: Azo tsoahana. Ahitsio
Fanatsobohana: (tsoboka) a.: Fandentehana, fanosokàna; fampidirana anaty rano. Ahitsio
Fanatsoboka: (tsoboka) a: Fomba entina manatsoboka, mandentika, mampiditra anaty rano. / p.t. : Azo atsoboka. Ahitsio
Fanatsofa: (taofa) a: Fomba entina manatsofa. :A-zo tsofana. Ahitsio
Fanatsofana: (tsofa) a.: Fana-Pahana amin'ny tsofa. Ahitsio
Fanatsofohana: (taofoka) a: Fampidirana ao anatin'ny... Ahitsio