Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatringana: (tringa) a : Fam-Pandringana. Ahitsio
Fanatringitringiana: (tringitringy) a : Fanaovana izay hahatonga milingilingy. Ahitsio
Fanatringitringy: (tringitringy) a. : Fomba entina manatringitringy, mahatonga milingilingy. Ahitsio
Fanatritratritra: (tritratritra) a.: Fomba entina manatritratritra, mahatonga mipelipelika, manakorontana ny sasany. Ahitsio
Fanatritratritrana: (tritratritra) a : Fanaovanaizay hahatonga mipelipelika, manakorontana ny sasany. Ahitsio
Fanatroarana: (trootra) a : Fampialana tampoka amin' izay misy ny tena. Ahitsio
Fanatroatra: (troatra) a: Fomba entina manatroatra, mampiezaka hiala. Ahitsio
Fanatrobahana: (trobaka) a : Fanagorobahana amin' ny zava-maranitra. Ahitsio
Fanatrobaka: (trobaka) a : Fomba entina manatrobaka, managorobaka amin'ny zava-maranitra. Ahitsio
Fanatrona: a. : Harona salasalany. Ahitsio
Fanatrosina: (trosina) a : Fomba entina manatrosina, mampianjera (olona) ka ny lohany mipdka aloha amin'ny tany. p, t. : Azo atrosina. Ahitsio
Fanatrosinana: (trosina) a. : Fanjerana olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipbka aloha amin'ny tany. Ahitsio
Fanatrotrongiana: (trotrongy) a : Fandavoana na fanosehana olona any anoloana ka mitehika amin'ny tany rnihitsy ny lohany. Ahitsio
Fanatrotrongy: (trotrongy) a : Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin'ny tany ny lohany. + p.t. : Azo atrotrongy. Ahitsio
Fanatsabahana: (tsabaka) a : Fandrobohana, fanitrihana zavatra ao anaty rano. Ahitsio
Fanatsabaka: (tsabaka) a : Fomba entina manatsabaka, mandroboka. ~ p.t. : Azo atsabaka. Ahitsio
Fanatsahana: (hatsaka) a :Fampitoviana tantana, famaranana, fanaratsahana. Ahitsio
Fanatsaharana: (tsahatra) a : Fampijanonana. Ahitsio
Fanatsahatra: (tsahatra) a : Fomba entina manatsahatra, mamPijanona. Ahitsio
Fanatsaho: (tsaho) a : Fomba entina manatsaho, mampiely vaovao tay azo antoka. Ahitsio