Fanatsofoka | : | (tsofoka) a. : Fomba entina manatsofoka, mampiditra ao anatin'ny...
Ahitsio |
Fanatsoforana | : | (taofotra) a.: Fampirehetana lahim-banjantafondro; fanitrihana ao anaty rano.
Ahitsio |
Fanatsofotra | : | (tsofotra) a.: Fomba entina manatsofotra, mampirehitra lahim-ban)antafondro, manitrika ao anaty ratio.
Ahitsio |
Fanatsolotsolo | : | (taolo) a.: Fomba entina manatsolotsolo, manaserana, mampandalo vetivety eo anoloan'ny...
Ahitsio |
Fanatsolotsoloana | : | (tsolo) a : Fanaseranana, fampan dal ovana vetivety eo anoloan' ny...
Ahitsio |
Fanatsolotsolotra | : | na Fanolotsolotra (tsolotra) a. : Fomba entina manatsolotsolotra, mandroso (zavatra) dia manemotra indray.
Ahitsio |
Fanatsontsorihana | : | (tsontaorika) a: Fampandrosoana midina, fampiraviravezan,
Ahitsio |
Fanatsontsorika | : | (tsontsorika) a: Fomba entina manatsontsorika, mampandroso midina.
Ahitsio |
Fanatsorana | : | (tsotra) a: Fanninjirana, fampivelarana, famelarana, fanalavana.
Ahitsio |
Fanatsoriahana | : | (tsoriaka) a.: Fandefasana handeha hihazakazaka.
Ahitsio |
Fanatsoriaka | : | (tsoriaka) a.: Fomba entina manatsariaka, mandefa hihazakazaka.
Ahitsio |
Fanatsorofohana | : | (tsorofoka) a.: Fampidirana, fanosehana, fanisihana avy hatrany.
Ahitsio |
Fanatsorofoka | : | (tsorofoka) a.: Fomba entina manatsorofoka, mampiditra, manosika avy hatrany.
Ahitsio |
Fanatsororbka | : | (tsoror6ka)) a.: Fomba entina manatsororbka, mandefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany.
Ahitsio |
Fanatsororohana | : | (tsoror6ka) a.: Fandefasana hidina mahitsy mankamin'ny ambanY.
Ahitsio |
Fanatsotahana | : | (tsotaka) a: Fampidirana (zavatra mafimafy) ao anaty rano na fo-taira.
Ahitsio |
Fanatsotaka | : | (tsotaka) a.:Fomba entina manatsotaka, mampiditra (zavatra mafimafy) ao anaty ratio na fotaka.
Ahitsio |
Fanatsotra | : | (tsotra) a.: Fomba entina mantsotra, maniniitra, mampivalandotra.
Ahitsio |
Fanatsotsotsotso | : | (tsotsotsotao) a.: Fomba entina mantaotsotsotso, mampamoaka feo toy ny manao hoe tsotsotsotso.
Ahitsio |
Fanatsotsotsotsoana | : | (tsotsotsotso) a.: Fampamoahana feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tamp oka.
Ahitsio |