Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Tsatsefaka: Mitovy amin'ny Tsefaka. Ahitsio
Tsatselika: Mitovy amin'ny Tselika. Ahitsio
Tsatsiahina: (tsatsiaka) mt. ih. (tsatsiaho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany. Ahitsio
Tsatsiaka: p. t.: Rovitra ka heno ny fitriarany. - t.i.f.: Tsatsiahina, atsatsiaka, voatsatsiaka, tafatsatsiaka / manatsatsiaka, fanatsatsiaka, mpanatsatsiaka 1 anatsatsiahana, fanatsatsiahana / mitsatsiaka, fitsatsiaka 1 itsatsiahana, fitsatsiahana 1 mahatsatsiaka 1 tsatsiatsiaka. Ahitsio
Tsatsika: a.: Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin'ny salazam-by. i t.i.f.: Atsatsika, voatsatsika, tafatsatsika 1 manatsatsika, fanatsatsika, mpanatsatsika 1 anatsatsihana, fanatsatsihana / mitsatsika, fitsatsika, mpitsatsika 1 itsatsihana, fitsatsihana J mahatsatsika. Ahitsio
Tsatsimenitra: a.: Anaran'antoko-miaramila iray naorin'ny mpanjaka Ranavalona II. Ahitsio
Tsatso: a.: Tsy fisian-tsiro ; toetran'ny zavatra tsy misy tsirony, matsaboka. - t.i.f.: Tsatsoina, atsatso, voatsatso 1 manatsatso, fanatsatso, mpanatsatso 1 anatsatsoana, fanatsatsoana 1 mitsatso J mahatsatso / mihatsatso / matsatso 1 hatsatso, hatsatsoana. Ahitsio
Tsatsoina: (tsatso) mt. ih. (tsatsoy): Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony. ? h.o.: Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny heuitro. Ahitsio
Tsavatsava: a.: Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin'ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra enY manitsaka ny volin'ny olona. 1 t.: Manavatsava, fanavatsava, mpanavatsava 1 anavatsavana, fanavatsavana / mahatsavatsava. Ahitsio
Tseatseake: (Ski) a.: Voronkely lava vava mitovitovy amin' ny goaika ny sorany. Ahitsio
Tsefa: a.: Jar. Antsefa. - F.-p.: Mampiady tsefa: mitovy ihany amin'ny hoe manao antsefa. Ahitsio
Tsefahina: (tsefaka) mt. ih. (tsefaho): Vakina, triarina. Ahitsio
Tsefaka: p.t.: Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. - t.i.f.: Tsefahina, atsefaka, voatsefaka, tafatsefaka / manatsefaka, fanatsefaka, mpanatsefaka 1 anatsefahana, fanatsefahana 1 mitsefaka, fitsefaka, mpitsefaka 1 itsefahana, fitsefahana J mahatsefaka 1 tsefatsefaka. Ahitsio
Tseforana: (tsefotra) mt, pdr. (tsefory): Enti-milaza zavatra na olona anapoahana vanja; andefasana ny rivotra na rano voangona ao anaty zavatra: Notseforany rano mahamay tamin'ny basirano 'lita ka uaky nandositra ter?. Ahitsio
Tsefotra: a.: Fipoahana malemilemy; enti-milaza ny fivoahan'ny rivotra voangona ao amin'ny zavatra iras ka tampoka no fialany ao. - t.i.f.: Tseforana, atsefotra, voatsefotra 1 manatsefotra, fanatsefotra, mpanatsefotra 1 anatseforana, fanatseforana / mitsefotra, fitsefotra, mpitsefotra / itseforana, fitseforana / mehatsefotra / tsefotsefotra. Ahitsio
Tsehatseha: a.: Fihetsika miadana ary tsy maka mahery; famindra mailamailaka ary tsy migodona na kely akory aza (jer. Tsaitsaika). 1 t.if.: Atsehatseha, tafatsehatseha / mitsehatseha, fitsehatseha, mpitsehatseha / itsehatsehana, fitsehatsehana. Ahitsio
Tsehina: (tsaika) mt. ih. (tseho): Alaina mangingina, atao tsy fantatra: Notsehin'ny adala marina ilay bokiko teo! Ahitsio
Tsehontsehona: a.: Tafa, rasa-ka lava taria. • Habasiam-bava, tsaontsaom-bava. 1 Tsy fahatanam-bava, hamantambava. 4 Tsehontsehonina, atsehontsehona, tafatsehontsehona / mitsehontsehona, fitsehontsehona, mpitsehontsehona / itsehontsehonana, fitsehontsehonana / mahatsehontsehona. Ahitsio
Tsehontsehonina: (tsehontsehona) mt. ih. (tsehontsehony): Asaina mitsaontsaombava, asaina mamboraka ny tsy filaza. Ahitsio
Tselahana: (tselako) mt. ih. (tselaho): Tsoloana afo, tselarana afo: Tselaho amin'izay ireo mololo ireo hanazava ny miaramilantsika. Ahitsio