Litera T

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Trinaingo: (traingo) mt. ih. misy tsofoka in: Voatraingo, traingoina, tapahina ny tongony (omby). Ahitsio
Trinebika: (trebika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatrebika, trebehina, tsatohana, trobahana: Notrinebiny ny antsy ny kibon'ny omby. Ahitsio
Tringa: a.: Fandringana, fandehanana mitongilana fa fohy ny tongotra ilany. - t.i.f.: Manatringa, fanatringa / anatringana, fanatringana 1 tringatringa 1 mitringatringa, fitringatringa, mpitringatringa / itringatringana, fitringatringana. Ahitsio
Tringitringy: sy Trinitriny a.: Tendron-tendrombohitra marani-doha. - t.i.f.: Atringitringy, voatringitringy, tafatringitringy I manatringitringy, fanatringitringy I anatringitringiana, fanatringitringiana 1 mitringitringy, fitringitringy / itringitringiana, fitringitringiana I mahatringitringy, Ahitsio
Trinitriny: a.: Jar. Tringitringy. Ahitsio
Trinotro: (trotro) mt. ih. misy tsofoka in: Trotroina, voatrotro: Zaza mbola trinotrondreniny io. Ahitsio
Triotrio: a.: Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika. Ahitsio
Tripanozaoma: (fr. tripanozome) a.: Karazana mikraoby bibikely mivelona ao anaty ran'ny lalitra atao hoe tsetse, izay mahatonga aretin-torimaso, fa matory be tsy maharay tena izay voakaikitr' io lalitra io. Ahitsio
Tripitripika: Mitovy amin'ny Tribitribika. Ahitsio
Tritra: a.: Fitseforana, fipoahana tatavia mibontsina izay miboana. - t.i.f.: Mitritra / itrirana, fitrirana. Ahitsio
Tritratritra: a.: Hamaivanan-doha mahatonga hipelipelika sy hitsambikimbikina manakotaba ny sasany. - t.i.f.: Atritratritra, tafatritratritra I manatritratritra, fanatritratritra 1 anatritratritrana, fanatritratritrana / mitritratritra, fitritratritra, mpitritratritra / itritratritrana, fitritratritrana / mahatxitratritra. Ahitsio
Tritry: a,: Ny taolana mifampitohitohy amin'ny hazondamosin'ny olona na ny biby. - t.i.f.: Mitritritritry, fitritritritry. Ahitsio
Troaka: a.: Fandrenesana maharary eo amin'ny takiba mahatonga ho sempotra tsy avy miaina, tevika. ? Feo re avy amin'ny tongotra miala avy ao anaty fotaka. - t.i.f.: Mitroaka, fitroaka / itroahana, fitroahana / troatroaka. Ahitsio
Troarana: (troatra) mt. ih. (troaro): Atao izay hitroarany. Ahitsio
Troatra: a.: Fialana tampoka amin'izay misy ny tena no-ho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy. • Fahatairan'ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra. - t.i.f•: Troarana, atroatra, voatroatra, tafatroatra / manatroatra, fanatroatra, mpanatroatra / anatroarana, fanatroarana f mitroatra, fitroatra, mpitroatra / itroarana, fitroarana 1 mahatroatra 1 troatroatra. Ahitsio
Trobahana: (trobaka) mt, ih. (trobahy): Gorobahana amin'ny zava-maranitra: Notrobahany tamin'ny lefona ny laniuoany. Ahitsio
Trobaka: a.: Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo. ? p.t.: Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin'ilay lefona tsy hita fiaoiana. - t.i.f, : Trobahana, trobarana I atrobaka, voatrobaka, tafatrobaka f manatrobaka, fanatrobaka, mpanatrobaka / anatrobahana, fanatrobahana, fanatrobarana / mitrobaka, fitrobaka / itrobahana, fitrobahana, fitrobarana I mahatrobaka 1 trobatrobaka. Ahitsio
Trobona: Jer. Trebona. Ahitsio
Trohina: (troka) mt. ih. (trohy): Sintonina amin'ny orona na vava, amin'ny alalan' ny rivotra: Trohy ny tsoka amin'ity taolana ity fa tsara. Ahitsio
Troka: a.: Fisintonana ranonjavatra amin'ny orona na va-va ka rivotra no isintonana azy. - t.i.f.: Trohina, trofina, atroka, voatroka I mitroka, fitroka, mpitroka 1 itrohana, fitrohana, fitrofana 1 mahatroka I trotroka. Ahitsio