Teny nampidirina farany

Afovatohazo
[admin]
: a.: Karazan-kazo mety hiteraka afo toy ny afovato ka indraindray azo a-solo azy mihitsy. Ahitsio
Afovato
[admin]
: a.: Karazana vato miteraka tselatselatr'afo raha vao ampifampikasohina. ΒΆ M.h.: vatoafo, vatofalia. Ahitsio
Afotsy
[admin]
: (fotsy), mt. fit. (afotsio): Entina mamotsy, manadio zavatra vita amin'ny metaly. Ahitsio
Afotofoto
[admin]
: (fotofoto), mt. at. (afotofotoy): Asavoritaka, akorontana, atao mifanaritaka: Afotofotonao koa ny resaka ka tsy azo be ihany. Ahitsio
Afotitra
[admin]
: (fotitra), mt. at. (afotero): Atao mifotitra na mivadika ka ny ambony lasa ambany: Nahoana no afotitrao ny sary? Ahitsio
Afotetaka
[admin]
: (fotetaka), mt. at. (afotetaho): Atao mifotetaka, misolitika; asolitika, atakovana. Ahitsio
Afotafota
[admin]
: (fotafota), mt. at. (afotafotao): Afotetaka amin'ny... Ahitsio
Afositra
[admin]
: (fositra), mt. fit. (afosero): Entina mamositra, mandoaka hazo. Ahitsio
Afosa
[admin]
: (fosa), mt. fit. (afosao): Entina mifosa, manaratsy. Ahitsio
Aforitra
[admin]
: (foritra), rat. at. (aforeto): Alefitra, aketrona: A-foreto ny tanan'akanjonao rehe fa hiasa. Ahitsio
Aforetaka
[admin]
: (foretaka), mt. at. (aforetaho): Afotetaka, azera hipetaka amin'ny... Ahitsio
Aforano
[admin]
: a.: Tenan-javatra fantatra koa amin'ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra. Ahitsio
Afora
[admin]
: (fora), mt. fit. (aforao): Entina manapaka, mandidy ny zaza forana. Ahitsio
Afontsy
[admin]
: a: Karazan'akondro vaventy. Ahitsio
Afontina
[admin]
: (fontina), mt. at. (afonteno) : Averina amin'ny toerany teo aloha. Ahitsio
Afonoka
[admin]
: (fonoka), mt. at. (afonohy): Asisika anatin'ny... Ahitsio
Afono
[admin]
: (fono), mt. fit. (afonosy): Entina mamono, mandrakotra: Gazety no nafonony ny hena nouidiny. Ahitsio
Afonjafonja
[admin]
: (fonjafonja), mt. fit. (afonjafonjao): Entina mambata, mamonjafonja. Ahitsio
Afongotra
[admin]
: (fongotra), mt. at. (afongory): Atao fongotra, aripaka, aringana. Ahitsio
Afongofongo
[admin]
: (fongofongo), mt. at. (afongofongoy): Asafoaka. Ahitsio