Teny nampidirina farany

Ahemotra
[admin]
: (hemotra), mt, at. (ahemory): Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fiuoriana. Ahitsio
Ahembahemba
[admin]
: (hembahemba) mt. at. (ahembahembao): A-hofahofa. Ahitsio
Aheloka
[admin]
: (heloka), mt. fit. (ahelohy): Entina manameloka: Aoka tsy haheloka anay ny tsy fahalalanay! Ahitsio
Ahelohelo
[admin]
: (helohelo), mt, fit. (aheloheloy): Entina miserantserana sy manakontakona eo ambony loha. Ahitsio
Ahelina
[admin]
: (helina), mt. at. (aheleno): Atao mandalo, alefa miserana vetivetY. Ahitsio
Ahehy
[admin]
: (hehy), mt. fit. (ahehezo): Entina mihehy, mikaoka ny tany amin'ny hohontongotra: Ny tongony no ahehin'ny akoho ny tany. Ahitsio
Ahefikefehina
[admin]
: (hefikefehina), mt. at. (ahefikefeho): Ahetsiketsika, ahovitrovitra. Ahitsio
Ahefakefaka
[admin]
: (hefakefaka), mt. at. (ahefakefaho): Atao miendaka amin'ny ilany iray. Ahitsio
Ahefahefa
[admin]
: (hefahefa), mt. at. (ahefahefao): Ahetsiketsika eny amin'ny rivotra, ahofahofa, atao mihefahefa, Ahitsio
Ahebintrebina
[admin]
: (hebintrebina), mt. at. (ahebintrebeno): A-pararetra, ahetsiketsika, atarataratra. Ahitsio
Aheby
[admin]
: Ahebiheby (heby, hebiheby), mt. at. (ahebeo): A-sakana mba hampijanona eny am-pandehanana, asakana mba hisalovana. Ahitsio
Ahazona
[admin]
: (hazona), mt, fit. (ahazony): Entina mihazona, mitana: Itv faraingo it? ahazona ny vilany. Ahitsio
Ahazohazo
[admin]
: (hazohazo), mt. cit. (ahazohazoa): Asaina m?ajirika miandry am-pisalasalana Ahitsio
Ahazangazana
[admin]
: (hazangazana), mt. cit. (ahazangazano): Ale-fa, tendrena hitsikilo; asaina mits;kilo. Ahitsio
Ahazakazaka
[admin]
: (hazakazaka), mt. fit. (ahazakazaho): Entina mihazakazaka, ampiasaina amin'ny hazakazaka. Ahitsio
Ahavitravitra
[admin]
: (hauitrauitra), mt. at, (ahauitraviro): Atao kitoatoa, atao mosalahy. Ahitsio
Ahavingavina
[admin]
: (hauingauina), mt, at. (ahavingauino): Atao kitoatoa, atao mosalahy. Ahitsio
Ahatsika
[admin]
: (hatsika), mt. fit. (ahatsiho): Entina manatsika na miantso. ~ Ilazana koa ny basy vaikaina. Ahitsio
Ahatsaka
[admin]
: (hatsaka), mt. fit. (ahatsaho): Entina manatsaka, izany hoe: a) mamarana, mikiky zavatra; b) mihady tany avoavo hanaovana lalana. Ahitsio
Ahàtra
[admin]
: (hatra), mt. at. (aharo) Atao mipaka amin'ny..., atao mianjera, miantefa amin'ny: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary sain izy. Ahitsio