Teny nampidirina farany

Ahay
[admin]
: p. mt.: Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo. Ahitsio
Ahahy
[admin]
: (hahy), rat. at. (ahahazo): Apetraka mivelatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso. Ahitsio
Ahahaka
[admin]
: (hahaka), mt. at. (ahahafo): Aparitaka: Aza ahahaka ny uary. ? Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahaka izany uaovao izany. ? Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranouana izy. ? Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakauianay? Ahitsio
Ahafy
[admin]
: (hafy), mt. at. (ahafio): Asaina mihafy, ampilalina: Aza ahafy eto amin'ny tany tsisy uilona eto ny omby. Ahitsio
Ahafatra
[admin]
: (hafatra), mt. at. (ahafaro): Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: 1-zao no hahafatrao azy: asaiuo tonga rahampitso uao ma-raina ixy. Ahitsio
Ahafahafa
[admin]
: (hafahafa), mt. at. (ahafahafao): Ovana. Ahitsio
Ahadrahadra
[admin]
: (hadrahadra), mt at. (ahadrahadrao): Ahetsika amim-piavonavonana. Ahitsio
Ahady
[admin]
: (hady), rat. fit. (ahadio): Entinamihady. Ahitsio
Agronomia
[admin]
: (fr. agronomie) a.: Fahalalana ny fomba sY ny fitsipika ary ny lalàna samihafa mametraka ny fambolena ny zavamaniry eo amin' ny tany. Ahitsio
Agronoma
[admin]
: (fr. agronome) a.: Manam-pahaizana momba ny agronomia. Ahitsio
Agororoana
[admin]
: (gororoana), mt. at. (agororoany): Aidina ao anaty fitoeran-drano ka toa mitera-peo manao hoe: "gorogoro"... Ahitsio
Agorodana
[admin]
: (gorodana), mt. at. (agorodano): Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandeha ny diuay iray tavoahangy. / Agorodano ao an-tsinibe daholo ny rano eran'it? siny Ahitsio
Agorobaka
[admin]
: (gorobaka), mt. fit. (agorobaho): Entina mandoaka: Anja-by lehibe no nagorobany ny rindrina. Ahitsio
Agorampti
[admin]
: (gorampa), rat. fit. (agorampao): Entina manao vikavika. Ahitsio
Agoragora
[admin]
: (goragora), rat. at. (agoragorao): Afatotra malemilemy mora vahana. Ahitsio
Agorabaka
[admin]
: (gombaka), rat. fit. (agora baho): Entina managorabaka, manao lavaka lehibe. Ahitsio
Agona
[admin]
: (gona), mt. at. (agony): Adona, apoka. Ahitsio
Agoigoika
[admin]
: (goigoika), nit, at. (aga igoihy): Asaina manao feo sempotsempotra eo ampitomaniana. Ahitsio
Agogogogo
[admin]
: (gogogogo), mt, at. (agogogogoy): Asaina migogogogo, mitomany mafy. Ahitsio
Agoana
[admin]
: (goana), mt, at. (agoany): Vohaina mafy miriadriatra: Nagoanany ny uarauarana fa tezitra auy tany amin' ny nalehany tany izy. Ahitsio