Akipakipaka [admin] | : | (kipaka), mt. at. (akipakipaho): Ailika hiala, akifikifika amin-katezerana, roahina tsy asiana vidiny: Nakipakipaky ny tompontrano ry Rakoto mianakauy fa tsy nahaloa hofan-trano, hono. Ahitsio |
Akipaka [admin] | : | (kipaka), mt, at. (akipaho): Alana, esorina: Zanaka tsy uanona io: reniny niteraka azy ka nakipany nony antitra. 1 Esorina ny akanjo, aboridana: Nakipaky ny jiolahy ilay mpandalo dia nilaozany tao. 1 Esorina hiala: A-kipaho ny tsihy rehefa man dalotm mba tsy haloto. 1 Endahana indray miaraka: Nakipany iray ihany ny hoditr'ilay omby. 1 Ariana: A-kipaho any an-kady ny fako ao atsimon-trano. Ahitsio |
Akio [admin] | : | a.: Antsantsa. Ahitsio |
Akimpy [admin] | : | (kimpy), mt. at. (akimpio): Akombona ny hodimaso mba tsy habita: A-himpio ny masonao uetiuety. Ahitsio |
Akiliolio [admin] | : | (kiliolio), mt. at. (ahilioliouy): Avezivezy, avoivoy: Nakiliolion'ny namany ny bokin'Isambüo. Ahitsio |
Akikitra [admin] | : | (kikitra), mt. at. (akikiro): Araikitra, afantsika, afantoka. Ahitsio |
Akiky [admin] | : | (kiky), mt, fit. (akikiso) Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray: Intg ny sotrobe akikinao ny vilany. Ahitsio |
Akija [admin] | : | (kija), mt. at. (akijao): Tanana, tazonina, hidiana: Nakijan'ny mpampianatra tao am-pianarana ny mpianatra telopolo. Ahitsio |
Akiho [admin] | : | (kiho), mt. fit. (akihoy) Entina manakiho, mandrefy. Ahitsio |
Akifina [admin] | : | (kifina), mt. at. (akifino): Asaina mievina. Ahitsio |
Akifika [admin] | : | (kifika), mt. at. (akifiho): Alana akipika, atosika fa tsy tiana, ailika, ahifikifika. * Ohab.: Tahom-boanjo ka ny nahitana indray no akifikifika: enti-milaza ireo nahitana soa ne fa ailikilika. Ahitsio |
Akifakifaka [admin] | : | (kifakifaka), mt. at. (akifakifaho): Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: A-za akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana. 1 Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra. Ahitsio |
Akidingy [admin] | : | jar. Akodingy. Ahitsio |
Akibo [admin] | : | (kibo), mt. fit. (ahiboy) Entina manakibo, manitikitika, Ahitsio |
Akiaka [admin] | : | (kiaka), mt, at. (akiaho): Asaina mikiaka, avala hilriaka. Ahitsio |
Akiaka [admin] | : | (kiaka), mt. fit. (akiaho): Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra. Ahitsio |
Akia [admin] | : | Teny kely fiangotiana fampiasan'ny ankizivavy rehefa miresaka: Ho aiza akg ianareo raha amin'ny alahady hariva? Ahitsio |
Akezaka [admin] | : | (kezaka), mt, at. (akezaho): Mao mifintimpitina ny andilany. Ahitsio |
Aketsa [admin] | : | (ketsa), mt. at. (aketsao): Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny uarintsika ha tsy azo aketsa. 1 Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erg. Ahitsio |
Aketrona [admin] | : | (ketrona), mt. at. (aketrony): Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr'akanjon-dRamatoa iny ka lasa fohy ny akanjony. 1 A-tao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy. Ahitsio |