Teny nampidirina farany

Onorana
[admin]
: Onotana (onotra) mt. ih. (onory, onoty): Entimilaza ny vorona na ny olona ongotam-bolo. Ahitsio
Ononina
[admin]
: (onona) mt. ih. (onôny): Tonena, lefahana: Ondny ny hatezerana ka aza avela ho tratran'ny andro maraina. Ahitsio
Onony
[admin]
: a.: Fetra, antonony: Mahalala onony. - F,-p.: Fahalalana onony: fahaizana mametra ny faniriana hihinana sy hisotro. Ahitsio
Onona
[admin]
: a.: Fitony, fandry, fila-mina. - t.i.f.: Ononina, aonona, voaonona, tafaonona 1 manonona, fanonona, mpanonona I anononana, fanononana 1 mionona, fionona, mpionona 1 iononana, fiononana 1 mahonona 1 onononona 1 onony 1 fahononana. Ahitsio
Onkina
[admin]
: a: Kainkona, fivonkonan'ny tanana sy ny tongotra ngoly noho ny hatsiaka. - t.i.f.: Onkenana, tafaonkina, voaonkina 1 mionkina, fionkina, mpionkfna 1 ionkenana, fionkenana / mahonkina 1 onkinonkfna, Ahitsio
Onkenana
[admin]
: p.t.: Fohy sy fonetana, fa matanjaka. Ahitsio
Onjonina
[admin]
: (onjona) mt, ih. (onjbny): Aingaina, bataina, entanina. Ahitsio
Onjona
[admin]
: a.: Fanetsiketsehana, fanafngana zavatra. - t.i.f.: Onjonina, voaonjona, tafaonjona / manonjona, fanonjona, mpanonjona 1 anonjonana, fanonjonana 1 mionjona, fionjona, mpionjona I ionjonana, fionjonana 1 mahonjona / onjononjona. Ahitsio
Onjina
[admin]
: na Onjinonjina a.: Fidoladolana.I ,t.i.f.: Aonjinonjina, tafaonjinonjina 1 mionjinonjina, fionjinonjina, mpionjinonjina / ionjinonjenana, fionjinonjenana 1 mahonjina, mahonjinonjina. Ahitsio
Onjika
[admin]
: a.: Hasosorana, hatezerana. - t.i.f.: Mionjika. Ahitsio
Onjaka
[admin]
: a.: Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran'ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. - t.i.f.: Onjahana na onjahina, voaonjaka 1 manonjaka, fanonjaka, mpanonjaka 1 anonjahana, fanonjahana / onjakonjaka. Ahitsio
Onjahana
[admin]
: na Onjahina (onjaka) mt. ih, (onjaho): Velezina, kapohina amfn'ny langilangy. Ahitsio
Onja
[admin]
: a.: Fivalombalonan'ny rano tsofm'ny rivotra: Atopatopan'ny onja ny lakana. 1 h.o.: Zava-tsarotra setraina: Ny onjan'ny fiainana. —( i t.i.f.: Aonja 1 manonja, fanonja, mpanonja 1 anonjana, fanonjana 1 manonjanonja. Ahitsio
Oniversite
[admin]
: (fr. université) a: Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay no-mena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana... Ahitsio
Onitra
[admin]
: a,: Zavatra entinahaso-]o zavatr'olona nosimbana na verin'ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen'ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran'ny rivo-doza / Sazy mifanentana amin'ny ratsy vita: Mandoa onitra iray aüna ilay tratra nandoro tanety. - t.i.f.: Onerana, aonitra, voaonitra, tàfaonitra / manonitra, fanonitra, mpanonitra 1 anonerana, fanonerana 1 mionitra, fionitra mpionitra 1 ionerana, fionerana 1 mahonitra I onitronitra. Ahitsio
Onina
[admin]
: a.: Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Tafaonina I monina, fonina, mponina 1 onenana, fonenana I mahonina 1 monimonina. Ahitsio
Ony
[admin]
: a.: Renirano mivarina any an-dranomasina. Ahitsio
Ongotra
[admin]
: a.: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra. - t.i.f.: Ongotana, aongotra, voaongotra 1 manongotra, fanongotra, mpanongotra 1 anongotana, fanongotana 1 miongotra, fiongotra, mpiongotra 1 iongotana, fiongotana 1 ongrotrongotra. Ahitsio
Ongotana
[admin]
: (ongotra) mt, ih, (ongoty): Alanahatramin'ny fakany: Ongoty io zanakazo io raha afakao. Ahitsio
Ongonongona
[admin]
: a.: Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. - t.i.f:: Aongonongona, voaongonongonalmanongonongona, fanongonongona, mpanongohongona / anongonongonana, fanongonongonana I anongona. Ahitsio