Teny nampidirina farany

Pitripitrika
[admin]
: a.: Feo heno amin' ny menaka rotsahana zavatra endasina. - t.i.f.: Pitripitrihina, apitripitrika, tafapitripitrika / manapitripitrika, fanapitripitrika, mpanapitripitrika / anapitripitrihana, fanapitripitrihana / mipitripitrika, fipitripitrika, mpipitripitrika / ipitripitrihana, fipitripitrihana i mahapitripitrika. Ahitsio
Pitripitrihina
[admin]
: (pitripitrika) mt. ih. (pitripitriho): Endasina. Ahitsio
Pitrapitra
[admin]
: a.: Fijery mangaihay na malahelohelo. - t.i.f.: Apitrapitra, tafapitrapitra / mipitrapitra, fipftrapitra, mpipitrapitra i ipftrapitrana, fipitrapitrana / mahapitrapitra. Ahitsio
Pitra
[admin]
: t. p. (t.t.m.): Eisy! isy! Ahitsio
Pitipoa
[admin]
: (fr. petit-pois) a.: Karazan-tsaramaso fa boribory sy madinika. Ahitsio
Pitikilangy
[admin]
: a.: Zavamaneno mitovitovy amin'ny Jejilava sy ny Amponga tany; toy izao no fanaovana azy: mandavaka sahabo ho roan-jehy, tokony ho antonona ny totohondry ny vava lavaka, fa lehibe kosa ny ao anatiny dia asiana rakotra tain'omby maina na hodi-kazo maina ny lavaka; misy tsato-kazo tokony ho antsasa-metatra eo anilany, ary amin'ny tahon-kazo iny no misy ny tadiny izay miditra eo afovoan'ny rakotra ka ny tongotra no manindry ilay sarondavaka; pehina amin'ny tsora-kazo kely iny tadiny iny rehefa mihenjana ary mahavita feo avo na iva araka ny fanenjanana ilay tady izay afolaky ny tanana havia. Ahitsio
Pitika
[admin]
: na Pitsika a.: Zavatra miendaka na miala amin'ny ,zavatra iray: Piti-bomba. 1 Fialana tampoka ary toa mitsambikina. - t.i.f.: Pitihina, pitsihina; apitika, apitsika; voapitika, voapitsika; pinitika; tafapitika, tafapitsika ( manapitika, manapitsika, fanapitika, fanapitsika, mpanapitika, mpanapitsika / anapitihana, fanapitihana, anapitsihana, fanapitsihana ) mipitika, mipitsika, fipitika, fipitsika, mpipitika, mpipitsika i ipitihana, fipitihana, ipitsihana, fipitsihana / mahapitika, mahapitsika ) pitipitika ) manapitika, manapitsika J mamitipitika / mipitipitika. Pitika (anarana): fintsa, akondro nohamainina (fiteny fampiasa amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara) Ahitsio
Pitihina
[admin]
: (pitika) mt. ih. (pitiho): Enti-milaza olona na zavatra izay voan'ny rano mifantsitsitra: Pitihin'ny ranr eo ianao fa mihataha. Ahitsio
Piteke
[admin]
: (Ski) a.: Fintsa. Ahitsio
Pisto
[admin]
: (fr. piston) a.: Zavamaneno. Ahitsio
Pisopisoina
[admin]
: (pisopiso) mt. ih. (pisopisoy) a.: Antsoina amin'ny teny hoe pisopiso. Ahitsio
Pisopiso
[admin]
: a.: Teny fiantsoana ny saka: Pisopiso, pisopiso. Ahitsio
Piso
[admin]
: (angl. puss) a.: Saka. è Pisopiso / pisopisoana / mipisopiso, fipisopiso, mpipisopiso j ipisopisoana, fipisopisoana J mahapisopiso. Ahitsio
Pisitasy
[admin]
: (fr. pistache) a.: Jer. Voanjombazaha, kapika. Ahitsio
Pirotse
[admin]
: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'omby kirongo izay miforitra kokoa ny anankiray noho ny ilany. Ahitsio
Piro
[admin]
: a.: Anaran-kazo. Ahitsio
Piritika
[admin]
: na Piritsika a.: Fipitipitiky ny rano na fotaka le-na; fivalanana malemy mipitika. - t.i.f.: Piritihana, piritsihana / apiritika, apiritsika; voapiritika, voapiritsika; tafapiritika, tafapiritsika / manapkitika, manapiritsika, fanapieitika, fanapiritsika, mpanapiritika, mpanapkitsika / anapiritihana, fanapiritihana f mipiritika, mipiritsika, fipiritika, fipiritsika, mpipiriti• ka, mpipiritsika / ipiritihana, fipiritihana, ipiritsihana, fipiritsihana ) mahapiritika, mahapiritsika i piritidritika, piritsidritsika. Ahitsio
Piritihana
[admin]
: Piritsihana (piritiha) mt. pdr. (piritiho, piritsiho): Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra: Nopiritihan 'in y fiarakodia iny fotaka ny lambako. Ahitsio
Piriritra
[admin]
: a.: Fifantsitsirana, pararatra, fivalanana rano fotsiny. - t.i.f.: Apiriritra / mipiriritra, fipiriritra, mpipiriritfa / ipiriritana, fipiriritana / pixiridritra. Ahitsio
Piripity
[admin]
: a.: Amponga tsangana kely indrindra vita amin'ny hoditra tokana eo amin'ny tendrony ambony (hoditr' omby na ondry, na osy, na bibilava do na menarana no henjanina amin'ny fantsika hazo eo amin'ny tendrony ambony); tsy maintsy anankiroa (feo avo sy iva) no ampiarahina ary velesin'ny felatanana havia sy havanana. I-reto avy ny flanakavian'ny piripity: ny n'lapa, n'lapabe, ny tary, ka ity no ngeza indrindra. Ahitsio