Teny nampidirina farany

Porosolaina
[admin]
: (fr. porcelaine) a.: Bakoly: Vilia porosolaina. Ahitsio
Pororotra
[admin]
: a.: Pololotra. Ahitsio
Pororoatra
[admin]
: a.: Hafenoana misy mihoatra betsaka; fiarahana maro manao rodobe sady aharenesana rodorodo. - t.i.f.: Apororoatra, tafapororoatra 1 manapororoatra, fanapororoatra, mpanapororoatra / anapororoatana, fanapororoatana 1 mipororoatra, fipororoatra, mpipororoatra 1 ipororoatana 1 fipororoatana 1 pororoadroatana. Ahitsio
Porofoina
[admin]
: (porofo) mt, ih. (porofoy): Hamarinina: Azonao porofoina va izany filazanao izany? Ahitsio
Porofo
[admin]
: (angl. proof) a.: Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo. ~ h,t.: Fanamarinana: Anisan'ny porofon'ny fisian'Andriamanitra ny ftrindran'ny zavaboary. 1 Andrana: Porofon-tsary. 1 Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin'ny poro fom-pirinty. - t.i.f.: Porofoina, voaporofo 1 manaporofo, fanaporofo, mpanaporofo 1 anaporofoana, fanaporofoana 1 mahaporofo. - Porofo aloka: porofo kitoatoa. I Porofo an titra: porofo tsy marina. I Porofo maivana: Porofo tsy misy lanjany. / Porofo mateuina: porofo marim-pototra, mavesa-danja. I Manala porofo: manitsy ny diso amin'ny porofom-pirinty. Ahitsio
Poroatra
[admin]
: a.: Hafenoana mihoapefy. - t.i.f.: Aporoatra, tafaporoatra 1 miporoatra, fiporoatra, mpiporoatra 1 iporoatana, fiporoatana / mahaporoatra / poroadroatra. Ahitsio
Porizenitra
[admin]
: a.: Fanomezam-boninahitra ataon'ny miaramila amin'ny mpanjaka na ny mpitondra ambony. Ahitsio
Poritsaka
[admin]
: a.: Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin'ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta. - t.i.f.: Aporitsaka, voaporitsaka 1 manaporitsaka, fanaporitsaka, mpanaporitsaka 1 anaporitsahana, fanaporitsahana / miporitsaka, fiporitsaka, mpiporitsaka / iporitsahana, fiporitsahana 1 mahaporitsaka / poritsadritsaka. Ahitsio
Poritra
[admin]
: p.t.: Tery: Poritra aho fa mikisakisaha. ? h.o.: Sahirana mafy: Poritry ny uolan'olona izy ka namidiny ny ombiny. ? Maika, dodo-na: Poritry ny handeha izy ka teny am-baravarankely no nitsambikina. - t.i.f.: Poretina na poritina, aporitfa, voaporitra / manaporitra / mamoritra, famoritra, mpamoritra / anaporetana, fanâporetana / amoreta- na, famoretana; amoritana, famoritana / mahaporitra 1 poriporitra. Ahitsio
Poritika
[admin]
: a.: Rano na fotaka mifantsitsitra, mipatitaka. ~ p.t.: Kely, pitiny, madinika kely. - t.i.f.: Poritihina, aporitika, voaporitika, tafaporitika / manaporitika, fanaporitika, mpanaporitika / anaporitihana, fanaporitihana / miporitika, fiporitika, mpiporitika / iporitihana, fiporitihana / mahaporitika / porftidritika. Ahitsio
Poritihina
[admin]
: (poritika) rat- P(lr. (poritiho): Asiana zavatra mifantsitsitra: Noporitihin y rano aho. Ahitsio
Poripory
[admin]
: a.: Fahantrana, fahoriana. i t. f.: Miporipory, fiporipory, mpiporipory / iporiporiana, fiporiporiana. Ahitsio
Poriatra
[admin]
: a.: Fandosirana, fitsoahana; ny fifantsitsiran'ny rano na fotaka izay voaporitra ao anaty tanana. - t.i.f.: Aporiatra, tafaporiatra / manaporiatra, fanaporiatra, mpanaporiatra / anaporiatana, fanaporiatana / miporiatra, fiporiatra, mpiporiatra / iporiatana, fiporiatana 1 mahaporiatra 1 poriadriatra. Ahitsio
Pory
[admin]
: a.: Karazam-borona. Ahitsio
Poretsika
[admin]
: p.t.: Be fotaka, (la-lama) feno fakofako sy ranom-potaka. - t.i.f.: Poretsehina, aporetsika, voaporetsika / manaporetsika, fanaporetsika, mpanaporetsika / anaporetsehana, fanaporetsehana / miporetsika, fiporetsika / mahaporetsika / poretsidretsika. Ahitsio
Poretsehina
[admin]
: (poretsika) mt. ih. (poretseho): Atao tonga vovoka, potsipotsehina, torotoroina. Ahitsio
Poretra
[admin]
: na Poredretra p. t.: Ma-loto, voretra, mihosin-tay. 1 h. i.: Olona ory fadiranovana, mahantra misingo-boridamba. - t.i.f.: Miporetra, rniporedretra, fiporetra, fiporedre- - tra, mpiporetra, mpiporedre- PO tra. Ahitsio
Poretina
[admin]
: na Poritina (poritra) mt. ih. (poreto, porito): Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha. ? Terena amin'ny tanana, 6azana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho. Ahitsio
Poretika
[admin]
: p. t.: Tsy milamina fa mifangaro, mikorontandrontalla etsy sy eroa. - t.i.f.: Poretehina, aporetika, voaporetika, tafaporetika / manaporetika, fanaporetika, mpanaporetika / anaporetehana, fanaporetehana / miporetika, fiporetika, mpiporetika / iporetehana, fiporetehana / mahaporetika 1 poretidretika. Ahitsio
Poretehina
[admin]
: (poretika) mt. ih. (poreteho): Asafotofoto, asaritaka, aparitaka. Ahitsio