Teny nampidirina farany

Pendenana
[admin]
: Pendenina (pendina) mt. ih. (pendeno): Lotoina, asianapentina, Ahitsio
Pempo
[admin]
: p.t.: Mitovy amin'ny pepo, izay fiteny matetika kokoa. Ahitsio
Pempenina
[admin]
: (pempena) mt. ih.: Enti-milaza zavatra itotototoana, ivezivezena atsy sy aroa noho ny fahatairana. Ahitsio
Pempena
[admin]
: a.: Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa, i Pempenina, apempena, tafapempena 1 mipempena 1 ipempenana, fipempenana 1 mahapempena. Ahitsio
Pelipelehina
[admin]
: (pelipelika) mt. ih. (pelipeleho): Hetsiketsehina, apilapilaka. Ahitsio
Pelika
[admin]
: na Pelipelika a.: Hetsiketsika; fihetsiky ny olona jejo mipilapilaka. - t.i.f,: Pelipelehina, apelipelika, voapelipelika, tafapefipelika 1 manapelipelika, fanapelipelika, mpanapelipelika 1 anapelipelehana, fanapelipelehana / mipelipelika, fipelipelika, mpipelipelika 1 ipelipelehana, fipelipelehana 1 mahapelipelika. Ahitsio
Pelatra
[admin]
: a.: Famelezana amin' ny zavatra fisapisaka, famelezana tehamaina. - t.i.f.: Pelarana, apelatra, voapelatra, pinelatra 1 mipelatra, fipelatra 1 mahapelatra / pelapelatra 1 mamelapelatra, famelapelatra, mpamelapelatra 1 amelapelaxana, famelapelarana. Ahitsio
Pelarana
[admin]
: (pelatra) mt, pdr. (petaro): Asiana, tefohana tehamaina. Ahitsio
Pelapelahina
[admin]
: (pelapelaka) mt. ih. (pelapelaho): Fisahana. Ahitsio
Pelaka
[admin]
: na Pelapelaka p. t.: Fisaka sy Inhibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravina-la na afontsy na saonjo). - t.i.f.: Pelapelahina, apelapelaka, voapelaka 1 manapelaka, fanapelaka, mpanapelaka 1 anapelapelahana, fanapelapelahana / mipelaka 1 mahapelaka. Ahitsio
Peke
[admin]
: (Ski) p. t.: Enti-milaza ny nify nohamaintisina tamin' ny lengo. Ahitsio
Pejy
[admin]
: (angl. page) a.: Ila takelaka amin'ny taratasy na boky; takila: Jereo amin'ny pejy faharoa amby valopolo. Ahitsio
Pehina
[admin]
: (paika) mt. ih. (peho): Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika. / Nopehiny ny lohako. ? Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto auto ireto. • Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra. Ahitsio
Paza
[admin]
: na Pazapaza p.t.: Fohy nono (fiteny koa ny hoe paza nono). Ahitsio
Patso
[admin]
: (Ski) a.: Daba velezina miaraka amin'ny langorony amin'ny fanaovana morengy. a.: fitenim-paritra iantsoana ny fanitso: Mitafo patso io trano io Ahitsio
Patsitsitra
[admin]
: a.: Fantsitsitra, fipotsiran-drano. - t.i.f• : Patsitsirana, apatsitsitra, voapatsitsitra, tafapatsitsitra 1 manapatsitsitra, f anapatsitsitra, mpanapatsitsitra 1 anapatsitsirana, fanapatsitsirana 1 mipatsitsitra, fipatsitsitra, mpipatsitsitra 1 ipatsitsirana, fipatsitsirana / mahapatsitsitra 1 patsitsitsitra. Ahitsio
Patsitsirana
[admin]
: (patsitsitra) mt. pdr. (patsitsiro): Enti-milaza zava;tra na olona tifirina rano. Ahitsio
Patsiatra
[admin]
: jer. Potsiatra. Ahitsio
Patsanorana
[admin]
: a.: Karazam-patsa lehibe. Ahitsio
Patsa
[admin]
: a.: Karazan'orana madinika kely ary ffhinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy. • p.t.: Entina milaza koa ny zazavavy madinika sy kely reny, - F.-p.: Rom-patsa: anarana ilazana ny vola famangiana omena ny mpifana vao tarabao. / Takalom-patsa vidimpihinanana: enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon'ny soa nataony taminao. Ahitsio