Teny nampidirina farany

Oviana
[admin]
: p. mt..: Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naira fanadinana ny zokinao? / 0-uiana no nahazo fahaleovantenu i Madagasikara? - t.i.f.: Fahoviana, rahoviana. Ahitsio
Oviala
[admin]
: a.: Karazana vomanga maniry nay an'ala. Ahitsio
Ovana
[admin]
: (ova) mt. ih. (ovay, na ooao): Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio. ~ Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto mata ireto, hoy ny demony tamin'ny Tompo.Ovana a.: Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ouana dia eo anelanelan'ny kotofotsiny sy ny liodiny. ~ lai.: Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ouana. - F.-p,: Marary ouana: tsy matanjaka, mitsingoana. J Mifaditra ouana: manala faditra olona iray ka ovana no entina manala azy, tahaka ny ahitra koa indraindray (mifaditra ahitra). JTsy mifaditra marina: tsy mangoraka, tsy miantra olona voa, trapahoriana. / Fadiranovana: enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy. Ovy a,: Zavamaniry fihinana ny vodiny, noho izy be tavo- ~lo, tsara, fantatra koa amin' ny anarana hoe ovimbazaha. Ahitsio
Ovaka
[admin]
: a.: Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. - t.i.f.:Ovahana, aovaka, voaovaka 1 manovaka, fanovaka I anovahana, fanovahana / miovaka, fiovaka, mpiovaka / mahovaka / ovakovaka. Ahitsio
Ovaka
[admin]
: (Tsm) a.: Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, ro-fia.,., izay azo hanina atao laoka. Ahitsio
Ova
[admin]
: a.: Fanoloana; fampanjanana ho hafa. - t.i.f.: Ovana, aova, voaova 1 manova, fanova, mpanova 1 anovana, fanovana 1 mifanova / miova, fiova, mpiova / iovana, fiovana / mahova 1 ovaova, miovaova 1 miovova, 'Ovahana (ouaka) mt. (ouahy): Endahana; tsongoina. Ahitsio
Oty
[admin]
: a.: Fakana voankazo eny ambony hazo; fanasarahanono zaza. - t.i.f.: Otazana, otoazana, toazana, aoty, voaoty manoty, fanoty, mpanoty 1 anotazana, fanotazana, anotoazana, fanotoazana 1 mioty, fioty, mpioty / iotazana, fiotazana, iotoazana, fiotoazana, itoazana, fitoazana 1 mahoty / otioty 1 maoty. - F.-p,: Zaza tsy maoty: zaza tsy mbola vory saina loatra, zaza tsy mbola nisaranono. Ahitsio
Otronina
[admin]
: (otrona) mt. ih, (otrony): Fihinina amin'ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io? ? Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan'ny nosy. ? Hodidinina: Notronin'ny fianakaviany izy tamin'izy hiondrana ho any am-pita. Ahitsio
Otrikaretina
[admin]
: a : Jer. Mil¢aoby. Otrona a.: Famihinana eo antratra; fiarahana mba hiaro na hanome voninahitra. - t.i.f.: Otronina, voaotrona 1 manotrona, fanotrona, mpanotrona 1 anotronana, fanotronana / mahotrona J otronotrona. Ahitsio
Otrikaina
[admin]
: a.: Ireo karazan-javatra hita ao anatin'ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona; ny tsy fahampiana na tsy fisian'ny otrikaina dia miteraka aretina toy ny solohitra, ny manirano, ny bibaka an-tenda...; nomena anarana araks ny abidy ny otrikaina, ka misy otrikaina A, B, D, B1, B2, PP.; vitamina. Ahitsio
Otrikafo
[admin]
: a.: Afo tehirizina ao anaty lavenona. * F.-p.: Otrik'afon'ampombo: lolompo. Ahitsio
Otrika
[admin]
: a.: Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. - t.i.f.: Otrehana, aotrika, voaotrika / manotrika, fanotrika, mpanotrika / anotrehana, fanotrehana / miotxika, fiotrika, mpiotrika 1 iotrehana, fiotrehana / mahotrika, otrikotrika. * F.-p.: Otri-po: hatezerana voatahiry ao am-po ka mite-raira fankahalana. ¶ M.h.: Lolompo, fo lentika. Ahitsio
Otrika
[admin]
: a.: Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho. Ahitsio
Otrehana
[admin]
: (otrika) mt, ih. (otreho): ilazana ny fatana itahirizana ny afo ao anaty lavenona. * F. -p.: Otripo: lolompo. J Otrik'afo: afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty. J Otrik'afon' ampombo: lolompo tsy levona. Ahitsio
Otra
[admin]
: a.: Fisafoana sady famoretana amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. - t.i.f.: Orina, aotra, voaotra 1 manotra, fanotra, mpanotra/ anorana, fanorana 1 miotra, fiotra, mpiotra / iorana, fiorana / mahotra, otrotra. Ahitsio
Otosana
[admin]
: mt. ih.: Jer, Ito. Ahitsio
Otina
[admin]
: na Otinotina a.: Fanozongozonana, fanetsiketsehana: "Hay,.. sorotan-kazo tsy mahaleo otina, ka vao donindambo dia hentitra (Tsel.) - t.i.f : Aotina, voaotina, tafaotina 1 manotina, fanotina, mpanotina 1 anotinana, fanotinana / mietina, fiotinotina, mpiotinotina 1 iotinotinana, fiotinotinana 1 mahotina. Ahitsio
Otely
[admin]
: (fr. autel) a.: Latabatra anaovana ny fisoronan'ny lamesa ao an-trano leglizy. Ahitsio
Otazana
[admin]
: na Otoazana na Toazana (oty) mt. ih. (otazo, otoazy, toazy): Tapahina hiala amin'ny taho: Otazy ireo voankazo ireo fa efa masaka. Ahitsio
Otaina
[admin]
: (ota) mt. ih. (otay, o-tao): Enti-milaza ireo fombafomba ara-pivavahana dikaina: Tsy azo otaina ny fady lehibe. Ahitsio