Teny nampidirina farany

Patro
[admin]
: a.: Vehivavy sakaizandehilahy. Ahitsio
Patripatry
[admin]
: p.t.: Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin'ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin'ny voanjavamaniry lehibe noho ny namany, sady tsara). - t.i.f•: Mipatripatry, fipatripatry. Ahitsio
Patriarika
[admin]
: (fr. patriarque) a.: Anaram-boninahitry ny eveka any amin'ny eglizy katolika tatsinanana. (Fiv. kat.) Ahitsio
Patry
[admin]
: a.: Ilay ketrona anoloana misy lavabokotra amin' ny lobaka, blozy... Ahitsio
Patre
[admin]
: a.: Dity fametaham-pitaratra. Ahitsio
Patrapatrahana
[admin]
: (patrapatraka) mt. ih. (patrapatraho): Entimilaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana. Ahitsio
Patrana
[admin]
: a.: Mitovy amin'ny Patraka. Ahitsio
Patrakala
[admin]
: a.: Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mip atrapatraka) noho ny hamafisan'ny fianjerany. Ahitsio
Patraka
[admin]
: na Patrapatraka a.: Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka; fikatraka zavatra mitete mahalankalana. - t.i.f.: Patrapatrahana, voapatraka (voapatrapatraka) 1 manapatraka, fanapatraka, mpanapatraka / anapatrapatrahana, fanapatrapatrahana, / mipatraka, fipatraka, mpipatraka 1 ipatrapatrahana, fipatrapatrahana. b Ohatra: patrakala= filatsaky ny rano sisa navelan'ny orana Eny amin'ny ravikazo n'a ratsankazo Ahitsio
Patana
[admin]
: a.: Karazan-jandiana. Pa-tendro a.: Jar. Paka. Ahitsio
Pataloa
[admin]
: (fr, pantalon) a.: Akanjo ambany fitondran'ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin'ny valahana, ary mivady amin'ny palitao. - t.i.f.: Mipataloa, fipataloa, mpipataloa 1 ipataloavana, fipataloavana, ipataloana, fipataloana 1 mahapataloa. Ahitsio
Pasoka
[admin]
: a.: Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fltafiana amin'ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny. I t.i.f.: Pasohina, apasoka, voapasoka, panapasoka 1 mipasoka, fipasoka, mpipasoka / ipasohana, fipasohana / mahapasoka 1 pasopasoka. Ahitsio
Pasohina
[admin]
: (pasoka) mt. ih. (pasohy): Lamaina, tsindriana amin'ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra. • h. i.: Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka uao mihaona amin'ny lehibe. Ahitsio
Pasitry
[admin]
: a.: Ampanga maniry eny ambony hazo. Ahitsio
Pasipaoro
[admin]
: (fr. passeport) a.: Taratasy avy amin'ny fanjakana ahazoana mivezivezy na miditra any amin'ny firenenkafa. Ahitsio
Pasasaka
[admin]
: a.: Fahavakivakisana na fihoaran-drano mibosasaka. Ahitsio
Pasaka
[admin]
: a.: Fahavakisana, fiveraka, na fisaraka. - t.i.f.: Pasahana, apasaka, voapasaka, tafapasaka / manapasaka, fanapasaka, mpanapasaka / anapasahana, fanapasahana 1 mipasaka, fipasaka, mpipasaka I ipasahana, fipasahana / pasapasaka. Ahitsio
Pasaingy
[admin]
: a.: Parasy (jer. koa Parapandy). Ahitsio
Pasahana
[admin]
: (pasaka) mt.pdr. (pasaho): Enti-milaza olona na zavatra anelezana vaovao. Ahitsio
Parlemanta
[admin]
: (fr. parlement) a.: Solombavambahoaka mamolavola sy manao lalàna. Ahitsio