Teny nampidirina farany

Pindakoaka
[admin]
: na Pindaoka a.: Biby fahagola voalazan'ny angano ho nisy tany amin' ny ilany atsimon'ny Nosy. Ahitsio
Pinasoka
[admin]
: (pasoka) mt, ih. misy tsofoka in: Voapasoka, pasohina. Ahitsio
Pinaoka
[admin]
: (paoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voafaoka amimpahakingana. Ahitsio
Pinaingotra
[admin]
: (paingotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaingotra, paingorina, asiana paingotra. Ahitsio
Pinaika
[admin]
: (paika) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaika, voapoka, pehina: Nopinaika ilay vara dia vaky. Ahitsio
Pin-
[admin]
: Fitambaran'ny P sy ny " tsofoka na sisika IN hanaovana mt. ih. amin'ny fototeny sasantsasany manomboka amin'ny P.: Pinaoka = p+ in+ aoka: Voapaoka. Ahitsio
Pimaso
[admin]
: a.: Baiko atao amin' ny maso (na hiantsoana olona na handrarana azy tsy hiteny...). Ahitsio
Pilotse
[admin]
: (Ski) a.: Enti-milazany salaka sady kely no fohy. Ahitsio
Pilotra
[admin]
: (fit.-p.) a.: Anaran-kata iantsoana ny antsamotady. Ahitsio
Pilopilo
[admin]
: p.t.: Marani-doha. ? I-lazana koa ny loha mihefikefika mampiseho hajejoana, na ny loham-bibilava misosososo sy mitrangatranga le-la. - t.i.f.: Apilopilo / mipilopilo. Ahitsio
Pilopilo
[admin]
: (fit.-p.) a.: Voantsiperifery, dipoavatra. Ahitsio
Pilo
[admin]
: a.: Sakay mena. Ahitsio
Pilipily
[admin]
: (Ski) a.: Sakay. Ahitsio
Piliolitse
[admin]
: (Ski) p.t.: Enti-milaza ny zavatra na feo kely mi-la tsy ho hitan'ny maso na ho ren'ny sofina, bilitika. Ahitsio
Pilina
[admin]
: (angl. pill) Fanafody miendri-boananana kely na-tao hatelina avy hatrany. Pilin-kankana: pilina ody kankana. Ahitsio
Pilimo
[admin]
: (fr. plume) a.: Teny enti-milaza ny lelam-penina sy ny tahony miaraka. Ahitsio
Piliavava
[admin]
: a.: Fanaovana tsy anjery mikararana ka indraindray tsy heverina akory izay lazaina. Ahitsio
Pily
[admin]
: a.: Karazam-bibilava vaventy. Ahitsio
Pily
[admin]
: (fit.-p.) a.: Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala. Ahitsio
Pilatse
[admin]
: (Ski) a,: Antsamotady. Ahitsio