Teny nampidirina farany

Akorandendy
[admin]
: (korandendy), mt. at. (akorandendeo): A-safotofoto tsy misy fi-laminana: Nahoana re no nakorandendy toy izao ny entana ato an-trano e! Ahitsio
Akorâna
[admin]
: (korana), mt. at. (akorano): Asaina miresaka falifaly. Ahitsio
Akoralava
[admin]
: a.: Antsoantson'olona maro tsy misy fijanonany. Ahitsio
Akorâka
[admin]
: (koraka), mt. at. (akoraho): Ampikiakiavina, asaina mibaboka, miaiky. Ahitsio
Akoraina
[admin]
: (akora), mt. ih. (akoray): Esoina amin'ny akora: Tandremo fa izay latsa-bato an-tanana akoraina. Ahitsio
Akora
[admin]
: (Ski) a.: Sifotr'ala. Ahitsio
Akora
[admin]
: a.: Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin'ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran'ny sifotra, na avy amin'ny zavatra haniny: Ny akoran'atody. Ahitsio
Akora
[admin]
: a.: Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. t.i.f.: Akoraina, voakora / manakora, fanakora, mpanakora ) anakorana, fanakorana. Ahitsio
Akopoka
[admin]
: (kopoka), mt. at. (akopohy): Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny a-fo sao maty. ~ Hofokofohina: Nakopok'ilay kary ny akohonay dia maty. Ahitsio
Akopaka
[admin]
: (kopaka), mt. at. (akopahy, akopaho): Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vouoka. 1 Ahofahofa: A-kopaky ny rivotra ny sain eny an-tampon'i Manjakamiadana. ~ Asaina mihodina: Akopahy ny riuotra ny uaraoarana. Ahitsio
Akonetaka
[admin]
: (konetaka), mt. at. (akonetaho): Ampihantaina, avala hikoneta-dava. Ahitsio
Akonesa
[admin]
: (konesa), mt. at. (akonesao): Akisaka, taritina. Ahitsio
Akohokely
[admin]
: a.: Zanak'akoho mbola kely. * Ohab.: Faly sahirana ohatra ny akohokely tsipaxampotsimbary: enti-milaza olona nahazo soa betsaka mitontohitra ka diboky ny hafaliana nefa sahirana indray fa toa tsy hita izay horaisina. / Akohokely lasam-papango: nisidina ambony vao tra-pahoriana: tafakatra amin'ny Akoholahy toerana ambony vao nahita loza. Ahitsio
Akondro
[admin]
: a.: Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay milsa maromaro manodidina ny tahom-boany mdofika miafara amin'ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran'ny nosy, porofoin'ny fisian'ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby der. ireo teny ireo). Ahitsio
Akombona
[admin]
: (kombona), mt. at. (akombbny): TsY vela-rifla: Akombony ny bokinareo. • Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany. • Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola. Ahitsio
Akomby
[admin]
: (komby), mt. fit. (akombio): Entina manafana: It? lamba it? akomby ny mpifana. Ahitsio
Akoma
[admin]
: a.: Bibilava Inhibe sy matan,iaka. Ahitsio
Akolikoly
[admin]
: (kolikoly), mt. fit. (akolikoleo): Entina manolikoly, manambitamby, manangoly: Fampanantenana vola be no nakolikoliny ilay namany. Ahitsio
Akolepaka
[admin]
: (kolepaka), mt. at. (akolepaho): Atao mikolepaka, mandringa. Ahitsio
Akojy
[admin]
: (kojy), mt. fit. (akojeo) Entina manakojy, mitarika, manjono, manangoly: Vola ve no akojinao ahy? Manana aho. Ahitsio