Fanatakoboka | : | (takoboka) a. : Fomba entina manatakobo- ka, manafina ao anaty lam- ba. ? p.t. : Azo afenina ao anaty lamba : Tay fanatokoboka ny akoho.
Ahitsio |
Fanatakodirana | : | (takoditra) a.: Fandrahoana aman-kodiny.
Ahitsio |
Fanatakoditra | : | (takoditra) a. : Fomba entina manatakodi- tra, mahandro zavatra aman- kodiny. ? p.t. : Azo takodi- tins, andrahoina aman-kodi- ny'
Ahitsio |
Fanatakosina | : | (takosina) a. : Fomba entina manatakosina, mahatonga boribory lavala- va.
Ahitsio |
Fanatakosinana | : | (takosina) a. : Fanaovana izaY hahatonga boribory lavalava.
Ahitsio |
Fanatakotrohana | : | (takotroka) a, : Fampipoahana mitalako- troka mafy.
Ahitsio |
Fanatakotroka | : | (takotroka) a.: Fomba entina manatakotro- ka, mampiPoaka mitalako- troka mafy. 1 P. t. : Azo atao mitakotroka.
Ahitsio |
Fanatakovana | : | (takovana) a. : Fomba entina manatakova- na, manipy (fotaka) mba hi- fotetaka.
Ahitsio |
Fanatalantalana | : | (talantalana) a. : Fomba entina manata- lantalana, manie talantala- na.
Ahitsio |
Fanatalantalanana | : | (talantala- na) a, : Fanasiana talantala- na, fametrahana ambony ta- lantalana.
Ahitsio |
Fanatamana | : | (tamana) a. : Fom- ba entina manatamana. • p, t. : Azo tamanina.
Ahitsio |
Fanatamanana | : | (tamana) a. : Fanaovana izay hahatamana: Sarotra ny fanatamanana ny biby sasantsasany.
Ahitsio |
Fanatamberenana | : | (tamberino) a. : Fandehanana dia miveri- na indray; fampihodinkodi nana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin'i- zay nialany indray. Fanatamberina (tamberina) a.: Fomba entina manatamberi na, mampgrodinkodina eo an-toerana ahany.
Ahitsio |
Fanatamberivery | : | (tamberiuery) a. : Fomba entina manatamberivery, mampisodisody, ~ p.t. : Azo atamberivery. Fanatamberiverena (tamberi very) a : Fampiaodisodiana.
Ahitsio |
Fanatambesatra | : | (tombesatra) a, : Fampahavesarana (zavatra) amin' ny fanindriana mafy eo amboniny.
Ahitsio |
Fanatambina | : | (tambina) a. Fomba entina manatambina, manisy tambiny, manampy. 1 p,t. : Azo tambinana, am piana lava izao. Fanetambinana (tambiny) Fanasiana tambiny. Fanatambolavola (tambolauo la) a; Fomba entina mana tambolavola, manome endri ka boribory, manao boribo ry, mamolavola. Fanatambolavolana (tambola vola) a. : Fanaovana ho bori bory,famolavolĂ na. Fanatambolenana (tambolino) a. : Fampisangodinana. Fanatambolina (tambolina) a: Fomba entina manatamboli na, mampisangodina. Fanatambongana (tombonga na) o. : Fomba entina mana tambongana, mampitamba tra mivongambongana. Fanatambonganana (tambon gana) a. : Fampitambatam barana mivongambongana. Fanatambororotana (tain bora ro tro) o. : Fampiriotana mi dina, fanakororosiana hanka min'ny ambany.
Ahitsio |
Fanatambororotra | : | (tamboro rotra) a. : Fomba entina ma natambororotra, mampirio tra midina hankamin'ny am bany. ~ p.t. : Azo atambororotra. Fanatambotsorana (tambotso tra) a. : Fampidinana amba nimbany kokoa, fanakorisana. Fanatambotsotra (tambotao tra) a. : Fomba entina mana- tambotsotra, mampidina am banimbany kokoa, manakorisa. ? p.t. : Azo atambotso tra.
Ahitsio |
Fanatamora | : | (tamora) a.: Fomba entina manatamora, manamora, mampihem-bidy. e p. t. : Azo tamorafna.
Ahitsio |
Fanatamorana | : | (tamora) a :Fanamorana, fampihenam-bidy.
Ahitsio |
Fanatampifiana | : | (tampify) a : Fanankinana, fampipetahana mifanoroka amin' ny hafa.
Ahitsio |