Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanataovana: a. : Antontambato na zavatra hafa eny amoron-dalana natsipin'ny mpandalo nivoady na nangata-javatra. Ahitsio
Fanatapihana: (tapika) a : Fanapehana zavatra eny an-tanan' olona. Ahitsio
Fanatapika: (tapika) a : Fomba entina manatapika, mana-Paika zavatra eny an-tanan' olona. ~ p, t. : Azo tapihina. Ahitsio
Fanatarana: (tatatra) a : Fanaovana tatatra; fakana vola be amin' olona amin'ny varotra, fikapana. Ahitsio
Fanatatao: (tatao) o. : Fomba entina manatatao, mametraka eo ambony loba. Ahitsio
Fanatataovana: (tatao) a : Fametrahana eo ambony loba. Ahitsio
Fanatataro: (tataro) a. : Fomba entina manatataro, mana-fo tataro. Ahitsio
Fanatataroana: (tataro) a, : Fanasiana tafo ny tataro. Ahitsio
Fanatatavohana: (tatovoka) a : Famotrahana olona hitsotra mivalandotra. Ahitsio
Fanatatavoka: (tatavoka) a : Fomba entina manatatavoka, mamotraka miantatafoka. Ahitsio
Fanatatra: (tatatm) o. : Fomba entina manatatra, manao tatatra. 1 p,t. : Azo tatarina, azo asiana tatatra. Ahitsio
Fanatavona: (tavona) a : Fomba entina manatavona, manosotra menaka, manafotetaka. Ahitsio
Fanatavonana: (tavona) a : Fanosorana, fanosenana mena-ka, fanafotetahana. Ahitsio
Fanatefahana: (tefaka) a : Fanasiana tehamaina; famelezana amin'ny teny. Ahitsio
Fanatefaka: (tefaka) a : Fomba entina manatefaka, manisy tehamaina, mamely amin' ny teny. ? p, t,: Azo tefahina. Ahitsio
Fanatefohana: (tefoka) a : Fitifirana amin' ny basy; fainelezana tehamaina. Ahitsio
Fanatefoka: (tefoka) a : Fomba entina manatefoka, mitifitra amin'ny basy, mamely tehamaina. Ahitsio
Fanatete: (tete) a : Fomba entina manatete. Ahitsio
Fanatetevana: (tete) a : Fampidinana (rano na fanafody) mitsitaitaika toy ny patrakala. Ahitsio
Fanatevenana: (tevina) a. : Fanaovana izay hahalehibe ny hatevenana, fanamafisana, fanamaroana isa : Fanatèuenana ny fikambanana. Ahitsio