Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanatampify: (tampify) a. : Fomba entina manatampify, manankina, mampipetaka mifanoroka tanin' ny hafa. Ahitsio
Fanatampisahana: (tampisaka) a. : Fanatampifiana mba hiankina hifanoroka tsaxa amin'ny...; fampamitaahana; famisahana. Ahitsio
Fanatâmpisaka: (tampiaaka) a.: Fomba entina manatampisaka, mamisaka, mampamitsaka. Ahitsio
Fanatampodiana: (tampody) a : Fanirahana na fandefasana olona ka mampiverina azY iny andro iny ihany. Ahitsio
Fanatampody: a. : Fomba entina manatampody, maniraka na mandefa olona ka mampiverina azy ny andro iny ihany. Ahitsio
Fanatanatana: (tanatana) a. Fomba entina manatanatana, mamoha mitanatana. 1 p.t. Azo atanatana. Ahitsio
Fanatanatanana: (tanatana) a. Fanokafana tanteraka. Ahitsio
Fanatangarana: (tangorana) a. Fomba entina manatangarana, manapaka hentitra tsara. ? p.t. : Azo tangaranina. Ahitsio
Fanatangaranana: (tangarana) a : Fanapahana hentitra tsara. Ahitsio
Fanatangazona: (tangazona) a.: Fomba entina manatangazona, manalava raharaha. Ahitsio
Fanatangazonana: (tangazona) a, : Fampitanana. Ahitsio
Fanatangeringerenana: (tangerina) a. : Fanasangodingodinana, fanatambolimbolenana, Ahitsio
Fanatangeringerina: (tangerina) a. : Fomba entina manasangodingodina, manatambolimbolina. Ahitsio
Fanatangirihana: (tangirika)a: Fandoahana. Ahitsio
Fanatangirika: (tangirika) a. : Fomba entina manatanginka, mandoaka. Ahitsio
Fanatangitrihana: (tangitrika) a. : Fanipazana sy fandentehana zavatra ao anaty...; fanafantsitairana. Ahitsio
Fanatangitrika: (tangitrika) a. Fomba entina manatangitrika, manipy sy mandentika zavatra ao anaty.,., manafantsitsitra. Ahitsio
Fanatangizina: (tangizina) a. Fomba entina manety, mamoritra, Ahitsio
Fanatangizinana: (tangizina) a.: Fane tena, famoretan a. Ahitsio
Fanatangolehana: (tangolika) a. : Fanolanana; fanadidirana. Ahitsio