Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fitsotsotsotsoana: (tsotsotsotso) a.: Famoahana feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tampoka. Ahitsio
Fitsovahana: (tsovaka) a.: Fahamaizana avY amin'ny sakafo mahamay na rano mangotraka ka mampienda-koditra Ahitsio
Fitsovaka: (tsovaka) a.: Toetran'ny hoditra mitsovaka, izany hoe main'ny rano mangotraka ka miendaka. Ahitsio
Fivadiana: (vady) a.: Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady, ? Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian'ny paittao mavokely sy ny pataloa maitso tanora. Ahitsio
Fivadidirana: (vadiditra) a. : Fioi.anolànana, fifadidirana. Ahitsio
Fivadiditra: (vadiditra) a.: Toetran'ny zavatra mivadiditra, na miolanolana, Ahitsio
Fivadihana: (vadika) a.: Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan'ny lamba. ? Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana. * Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan'ny andro tampoka tao. ? Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin'ny tanindrazana. ? Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin'ny teny napetraka. ? Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan'ny satrokao no nihomehezan'ny ankizy anao. Ahitsio
Fivady: (vady) a,: Fomban'ny olona mivady na miray. Ahitsio
Fivaha: (vaha) a.: Toetran'nY zavatra mivaha, izany hoe miboraka, miala ny fatorana, Ahitsio
Fivahana: (vaha) a.: Fiborahana; fialan'ny fatorany. Ahitsio
Fivahiniana: (vahiny) a.:Fandehanana any an-tany lavitra, ans' an-trano na tanin'olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin'ny te-na: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Beizika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany, Ahitsio
Fivahiny: (vahiny) a.: Fomba entina mivahiny na miantrano any an-tranon'olona, na mandeha any an-tany hafa. Ahitsio
Fivahorana: (vahotra) a.: Fahangolin'ny hatsiaka; fatahorana; fijanonana tsy mahahetsika, Ahitsio
Fivahotra: (vahotra) a,: Toetran'ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsY mahahetsika, na ngolin'ny hatsiaka. Ahitsio
Fivahovaho: (vahovaho) a.: Toetran'ny olona mivahovaho, na mihararetra; fiakanakana. Ahitsio
Fivahovahoana: (vahovaho) a.: Fangovingovitana; flambakambakana. Ahitsio
Fivaika: (vaika) a.: Toetran'nY basy mivaika, izany hoe miatrana. Ahitsio
Fivaikana: (vaika) a.: Fiatrànana (basy). Ahitsio
Fivaikavaika: (vaikavaika) a,: Toetran'ay olona mivaikavaika, izany hoe mivozavoza, midrahodraho. Ahitsio
Fivaikavaikana: (vaikavaika) a.: Fivozavozàna, fidrahodrahoana, fitaraikiraikena. Ahitsio