Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fitsirakarakana: Fitsirakorakoana (tsirakaraka, tsirakorako) a.: Fisafotofotoana, fisaritahana. Ahitsio
Fitsirambina: (tsirambina) a,: Fomban'ny olona mitsirambina, izany hoe manao befahatany, tsy mitandrina. Ahitsio
Fitsirana: (tsitra) a.: Fandriana heniana mivalampatra. Ahitsio
Fitsiranorano: (tsiranorano) a.: Toetran'ny zavatra mitsiranorano, izany hoe mitsika, manamika, mitera-drano. Ahitsio
Fitsirara: (tsirara) a.: Toetran' ny olona mitsirara, izany hoe lavo tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitaidradraka. Ahitsio
Fitsirarana: (tsirara) a.: Fahalavoana tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitaidradraka. Ahitsio
Fitsiredareda: (tsiredareda) a.: Toetran'ny olona mitsiredareda, izany hoe mitaredretra, mitavozavoza. Ahitsio
Fitsiredaredana: (tsiredareda) a.: Fitaredretrana, fitavozavozana. Ahitsio
Fitsirendrena: (tsirendrena) a.: Toetran'ny olona mirendrena, izany hoe mandeha atsy mandeha aroa mivembena toy ny olona ta hatory. Ahitsio
Fitsirendrirendry: (tsirendrirendry) a.: Toetran'ny zavatra mazava mahajemby; fomban' ny olona mirediredy, mibedibedy. Ahitsio
Fitsirenirenena: (tsirenireny) a.: Fivoivoizana, firioriovana. Ahitsio
Fitsirenireny: (tsirenireny) a.: Toetran'ny olona mitsirenireny na miriorio, mivoivoY, Ahitsio
Fitsiretadretahana: (tsiretadretaka) a.: Filetsena, fikoavana, fihotsahana. Ahitsio
Fitsiretadretaka: (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe miretaka, tsy mahajoro fa miboretaka. Ahitsio
Fitsiretadretaka: (tsiretadretaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsiretadretaka, izany hoe mikoa, miletsy, mihotsaka. Ahitsio
Fitsiriana: (tsiry) a.: Fitsimohana, fanombohana ho betsaka. Ahitsio
Fitsirihana: (tsirika) a.: Fizahana mba hijery: Misnotra amin'ny fitsirihanareo anay aty an-trano. ~ Fandalovana mijery: Amin'ny 9 maraina ny fitsirihan'ny dokotera ny marary isan'andro. 1 Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan'ny zanakareo anay rehefa misakafo . Ahitsio
Fitsirika: (tsirika) a.: Fomba entina mitsirika, izany hoe mizaha mba hijery. ? p, t.: A-zo tsirihina. Ahitsio
Fitsiririhana: a.: Jer. Fanehitra. Ahitsio
Fitsiririhana: (tsiririka) a.: Fifantsitsirana, fivalanana miporiatra, mipiriritra. Ahitsio