Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miantatafoka:(tatafoka) mts,: Potraka mivalandotra amin' ny tanY, Ahitsio
Miantefa:(antefa) mt,s,: Mian. jera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin'ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana, ~ Mihatra am y..., mika. sika: Miantefa indrindra a_ min'ny tanora izany teny izany. Ahitsio
Miantehitra:(antehitra) mt, s. (miantehera): Miankina a. my,,,, matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay ra. haraha noresahiko taminao, Ahitsio
Miantitra:(antitra) mt,s,: Ma. naraka hatramin'ny fahanterana: Hoentinao miantitra mihitsy Io kilema to raha tsy fongorinao dieny tzao, Ahitsio
Miantoana:(antoana) mt s,: Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin'ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy, ? Mifanaraka. raka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika manda. hatra Izay hatao sy hanaova. na azy ary mikatroka, (Marihina fa amin'ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an'itq tenY itf, dia tsy mba ny isa tantra (di. my, talc,...) no ampiasaina fa ny p, mt, (indimy,_intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana. Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin'ny fivondronana). Ahitsio
Miantofina:(toftna) mt, c,: M'i. anjera, potraka amin'ny tany ka mitontona, Ahitsio
Miantoka:(antoka) mt, p, (mi. antoha): Milaza ny tena ho tompon'andralkitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny uolanao nosamborin.dRa. koto, ~ Milaza fa ny tena no tompon'andraikitra momba ny toetran'olona iray na zavatra iray: Izaho no mianto. ka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany. ? Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsa. ra ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany, Ahitsio
Miantoko:(toko) mt, s,: Mianddny: Mianfqko aminay lanareo sa midntoko amin'ny mpitokona? Ahitsio
Miantombina:(tombina) mt, p,: Mianjera mivaroraka eo am-pitoerana. Ahitsio
Miantomboka:(tomboka) mt. P.: Rafitra: Niantomboka niasa izy raha uao avy noka. barin.drainy, ~ Miandoha: Miantomboka amin'ny herinandro ambony ny ririnina. ? M. h.: Miandoha, mitehina, mitsidika. Ahitsio
Miantonta:(antonta) mt, s,: Mianjera, midaboka, potraka, ? h,o,: Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra amin'izany ka mitan_ drema, Ahitsio
Miantontona:(tontona) mt, s,: Midona mafy amin'ny tany, Ahitsio
Miantoraka:(antoraka) mt, s, (miantoraha): Miantsampy mova tsy ny hianjera eny amin'ny hafa: Vao tonga izy dia niantoraka teny amin'ny reniny, Ahitsio
Miantra:(antra) rit. P. (miantrĂ ): Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy, Ahitsio
Miantraika:(traika) mt, s,: Mi_ clona amin-javatra ao ambany ka mihilangilana, Ahitsio
Miantraitraika:(traika) mt, a,: Mian,ierazera, ~ h,o,: Manakiana lava izao, Ahitsio
Miantrano:(trano) mt, s, (mi_ antranoa): Miditra ao an-trano: Miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tan?-misy havana e! ? Mangata-bady: A-min'ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy, Ahitsio
Miantsa:(antsa) mt. p, (mian_ tel): Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka, Ahitsio
Miantsambotra:(antsambotra) mt. Mitaambikina, miantoraka:Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao, Ahitsio
Miantsampy:(antsampy) mt, s, (miantsampaza): Mitsambikina amin'ny,.,: Niantsampy teny amin'ny tompony ilay alika, ? Mianika, mananika: Niantsampy teny amin'ny la_ mosin-dreniny ny zaza. Ahitsio