Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miakatra:(akatra) mt, s, (mia. kara): Miala amin'ny toerana ambany ka mandeha mankamin'ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony a. ho, 1 Mitombo: Miakatra ny vidim.bary amin'izao fotoa. na izao. / Niakatra indray halina ny hafanan'ny marary. Ahitsio
Miakoriasa:(akoriasa) mt s,: Miahanahan, miroahana, misalasala, Ahitsio
Miakotso:(akotso) mt, s,: Misy sisiny vita haingo: Ohatra ny miakotso volamena izany lamban.ditanona izany, Ahitsio
Miala:(ala) mt, a, (miald): Manala amin'ny tena: Miala tsiny, miala satroka, ? Afaka: Tsy mety miala fo pentina io na sasana axa, 1 Mijanona tsy ho,,.: Miala tsy ho ben'ny tandna intsony, ho-no, Randria, ~ Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahaooa, ? Ahitsio
Mialahilahy:(ialahy) mt. s,: Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra, Ahitsio
Mialakaforo:(alakaforo) mt, s,: Mikiribiby: Mialakaforo izy raha manao zauatra, Ahitsio
Mialanalana:(alanalana) mt. s,: Mihataka, tsy mikasika, mi. tokana ho azy: Mialanalana aho raha ny amin'io raharaha io, Ahitsio
Mialikalika:(alika) mt. s.: Manao toetra na fiainan'alika, ratsy toetra, ratsy fiaina, Ahitsio
Mialikalika:(alika), mt.s.:Miangentsangentsana, sarotsarotiny. Ahitsio
Mialina:(alina) mt, s,: I (mt. p.t-j. ialinana, fialinana): 1) Miasa alina, mandany ny alina miasa: Nialina izy Lino na, hauita io zaitra io, 2) Maharitra mandritra ny fotoana elaela: Efa nialina andro io lao. ka io ka simba, / Hena miaa lin-taon no hanina amin'ny Fandroana. II (mt. p.t-j. ialemana, f'ralemana) 1) Misaka. fo hariva: Tamin'ny siuy iza. hay uao nialina omaly. 2) Mihinana (zavatra hafa noho ny vara') amin'ny hariva, amin' ny alina: Mialim-bomanga ry zareo ato atsimo. l F.-p.: Mialina andro: efa nijanona indray andro, Ahitsio
Mialjmbolo:(alimbolo) mt, s,: Miotrika ao anaty lavaka: Akondro masaka ifotony ue itony anao itony? ? Tsia, a_ kondro nialimbolo ireny, Ahitsio
Mialo:(alo) mt, p,: Mitondra hafatra: Moa ue efa nisy nia-Io ria tenin'ny Filohan'ny Nosy? 1 Manatsoboka ao a. naty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka a_ laovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny uariny ao anatin'ny ro, Ahitsio
Mialoha:(aloha) mt, a, (mia_ lohava): Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina, ? Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha ity+ famantaranandroko it9, Ahitsio
Mialoka:(aloka) mt, s, (mialo_ fa): Maka toerana eo amba. ny zavatra iray izay miaro ny tena amin'ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy o. ram-baratra, Ahitsio
Mialokaloka:(aloka) mt, s,: Mi. aloka amin'ny hainandro: Hadalana ny mialokaloka amin'ny hazo tsisy ravina, 1 h.o.: Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina an. drefana ireo mpltsoa.ponena_ na avy any atainanana, Ahitsio
Mialona:(alona) mt, p, sady Malahelo noho ny soa azon'ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manama. nana noho ianao izy, Ahitsio
Miambakavaka:na Miamba. kambaka (ambakambaka) mt, s.: Miambatrambatra na miakanakana eo am.pitenenana: Miambakauaka izaitsi. zy Rakoto rehefa miteny, Ahitsio
Miambalambala:(ambaiamba. la) mt, a, (miambalambald): Manao teny tsy mazava loa. tra, Ahitsio
Miambany:(ambany) mt, s,: Manambany terra, Ahitsio
Miambatra:(ambatra) mt, s,: Miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany. ? M.h.: Miakanakana mivakavaka, miakak?, ada(a va-va, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka, Ahitsio