Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miahanahana:(ahana) mt, s,: Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahana be ihany izy rehefa miteny, ? M,h,: Miakanakana, Ahitsio
Miahiahy:(ahiahy) mt, p,: Mitorotoroka olona ao an-tsai. na ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao ueliuely aho saingy nisy porofo hitako ka uoatery hitory anao aho, Ahitsio
Miahoaho:(aho) mt, s.: Tia te-na loatra, manao mamifovelona, mitompo teny fantatra. Ahitsio
Miahona:(ahona) mt, Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala. Ahitsio
Miahonahona:mt, s,: Mitovy amin'ny Miahanahan, Ahitsio
Miahotra:(ahotra) mt, s,: Mijanon tampoka eo am-pandehanna na eo am.panaovanjavatra: Niahotra aho raha nahare ny feon'i dada tao an'e fitra, Ahitsio
Miahy:(ahy) mt, a,: Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty, Ahitsio
Miaika:(aika) p.t.: Mikitroka mifanizina: Niaika ny uahoa'. ka teo amin'ny kianjan'i Ma. hamasina, Ahitsio
Miaiky:(aiky, eky) mt, s, (mi. aike): Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan'Andriamanitra aho rehefa mandinika ny ha. bakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra, ? Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy ta_ amin'ny farany. Ahitsio
Miaina:(aina) mt, s.: Maneho ny fahavelomana amin'ny fi. tepon'ny fo: Mbola miaina izy fa vonjeo haingana, ? Mifoka sy mamoaka rivotra avy any amin'ny havokavoka: Mia(nd mafy, hoy ny do. kotera, tamin'i Solo kely, Ahitsio
Miainaina:(Btl) a.: Omby bikana tsy dia matavy loatra. Ahitsio
Miainga:(ainga) mt. s, (miain. ga): (mitovy amin'ny Manainga) Miala amin'ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiara. manidina? Ahitsio
Miainga:Miala amin'ny 4 maraina izahay rahampitso, - F,.p,: Miala aina: matai. / Miala faran'ny lohany: mio. va fihetsika mba hialana a. min'ny vintan-dratsy mpahazo ny tena hatramin'izay, / Miala faditra: manala nY ratsy amin'ny tena, / Miala lia. na: manaram-po amin'ny zavatra iray tiana, / Miala janona: miato kely eo am-panaovan-draharaha iray. / Miala nenina: manao izay faran'ny azo atao, J Miala sasatra: ma. ka aina. / Miala tsiny: mana-la ny hadisoana mety haha. voa ny tena dieny mialoha na izay efa mahavoa mihi. tsy, / Miala vola: mandoa vo-la. / Miala vonkina: manampatra, manararaotra mba hanamparana ny hery. / Miala Ankatso ka Ambohidempona: mandositra zava-manahirana iray nefa sendra ny mitovy aminy ihany. / Tay miala uehana: tsy mihemotra na kely aza. / Manao fialan'ny Jiosy: miala mitsaitsaika mangina tsy misy mahita na mandre firy. Ahitsio
Miainginaingina:(ainginaingina) mt, s. (mlainginaingena): Mipetraka ssy marin-t oerana tsara eo ambony zavatra. Ahitsio
Miaingitra:(aingitra) mt, s: Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin'ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra er9 iny zaxauauy iny rehefa mamin. dra, 1 Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin'ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiafngitra amin'ny sakafo i dadatoanay, Ahitsio
Miajokajoka:mt, s,: Mitovy aamin'ny Miadokadoka. Ahitsio
Miakana:(akana) mt, a,: Mi. hambahamba eo am.pitenenana, Ahitsio
Miakanakana:(ahana, akanaka, na) mt, s.: Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan'ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan'ny olona, Ahitsio
Miakanga:(akanga) mt. s,: Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy. Ahitsio
Miakanjo:(akanjo) mt, s, (miakarnjoa): Manao ak?njorMiakanjo mainty izy satria mi. saona. ?Mampiditra akanjo. Ahitsio