Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miasa:(asa) mt, s, na mt, P. (miasd): Manao raharaha, misy zavatra atao: Ao ue i da_ danao, ry Ikoto? ?Ao ihany izy fa miasa, / Manao dia manao, milofo: Tokony ho faly tanao fa miasa tsara ny zanakao, / Misy vokany: Mi. asa ny fanafody, - F,-p,: Miasa dia: mandeha mivezivezy mandroso sy miverina amin'ny toerana Iray. /Miasa tan y: mitrongy sy mamadika ny tany amin'ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena, / Miasa tena: miasa tsy mana-mpiasa na mpanampy; enti-milaza koa ireo masinina ampandehanin'ny vfmiaina, rivotra, rano na entons... / Miasa voua: miteny be dia be fa tsy arahin'asa: Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa a! Ahitsio
Miatatra:(atatra) mt, s,: Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dia lasa natory, 1 Tora-na (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy Lay. / Niatatry ny alahelo lzy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy, 1 Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan'ny vato ilay voronkely dia niatatra ter9, Ahitsio
Miatiaty:(atiaty) P.t.: Fano tafahoatra (kibo). / Enti-milaza famarana na sobika nofenoina zavatra ka efa avo loba: Feno mlatlaty ity harona itq ka aoka ira y, Ahitsio
Miatikatika:(atikatika) mt, s, na p.t.: Manao fihetsika mianjona kevokevoka kely, Ahitsio
Miato:(ato) mt, e, (miatoa): Mijanona kely eo antenatenan'ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny. Ahitsio
Miatoka:(atoka) mt, s,: Mampidina sy mampiakatra ny loba ho mari-panekena. Ahitsio
Miatrana:(atrana) mt, s, (miatrdna): Vonona tsars hanao zavatra ka manatraka ny Io-ha. Ahitsio
Miatrika:(atrika) mt, p,: Mitodika mankamin'ny,,, mipetraka na mijoro eo anatrehan'ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin'ny "manatrlka" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika'' kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana, / Manatrika la. nonana), Ahitsio
Miava:(ava) mt, s, (miava): Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan'ny voly. Ahitsio
Miavaka:(avaka) mt, s, na p,t, (miavaha): Manana toetra manokana tsy itovizany amin'ny hafa: Takariva mia. naka, 1 Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io, Ahitsio
Miavela:(vela) mt, s,: Lasa. 1 Ka." Fomba fiteny mihaja ilazana ny hoe "mandeha mivalana", Mankany an-garaba7 mankany a. min'ny trano Aely, Ahitsio
Miavoavo:(avo) mt, s,: Miavosa be avo loba. Ahitsio
Miavona:(avona) mt, s. (miavdna): Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona. - Miavom-bava: mampiseho avona amin'ny fiteny, amin'ny teny avoakan'ny vava, ? M.h.: Midaondaombava, mangeto-bava, be taimbava, Ahitsio
Miavosa:(avosa) mt, s, sady p, t.: Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin'nY toerana iray: Miavo. sa be it9 lamba hosasako, hoy i Soa, Ahitsio
Miavotra:(avotra) mt, s.: Manongotra ny ketsa hafindra any an-tanimbary. Miavoketsa: manala ny ketsa eo amin'ny tanin-ketsa ka mamindra azy eny an-tanimbary. 1 Mitovy amin'ny Manavotra, rr Miavotra ahitra: be ahiahy momba olona Iray, tsy tafandry mandry. / Mta. vo-tena: enti-milaza andevo na mpanompo taloha nandoa vola mba hanafahany ny tenany tamin'ny fanandevozana. Ahitsio
Miavovona:(avovona) p.t.: Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona, Ahitsio
Miba:(ba) Mitondra ba: Mikiraro tsy miba marina i Balita. Ahitsio
Mibabababa:(babababa) mt,s, (mibabababd): Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa i Koto tamin'ny nanindroman'ny do. kotera azy, / Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian'ny tontakely ny tranom-barony, Ahitsio
Mibabaka:(babaka) mt, s,: Mandriaka, mitobaka: Tonga indray ?9 ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha, Ahitsio
Mibaboka:(baboka) mt, s, (mibaboha): Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin'ny olona nanaovana hadisoana: Ni. baboka tamin'ny rainY ilay zaza mpandany ka noraisin. drainy tamim-pitiauana, Ahitsio