Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Menomenona:na Menimenina a,: Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin'olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenoria eo! - t.i.f: Menimenenina, * F,-p,: Menomenom.po: fiahiahiana am-po; fanirlana, vetsovetsom-po. / Afaka menomenom-po: tsy manana ahiahy lntsony. Ahitsio
menona:Ngonona, mimenona, mimenomenona Ahitsio
Mentsomentsona:a,: TenitenY betsaka tsy misy antony; fi. bedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson - dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara. Ahitsio
Meo:a.: Feon-tsaka. i (1. f.: Mimeo, fimeo, mpi. meo. Ahitsio
Merana:a,: Karazan-kazo. Ahitsio
Merika:a.: Karazan-kazo fana-ovula tady ny hodiny. Ahitsio
Merika:(erika) Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba, / Meri-dava any anaty ala. Ahitsio
Merona:p.t.: Maintln'ny loto na tseroka; ngerona. Ahitsio
Meso:a,: Antsy fandidiana lao-ka efa masaka; antsy kely fitsongoana anana. Ahitsio
Mestra:(etra) mt, s, (mietra): Manao na mitondra fehikibo Ahitsio
Metaly:(fr. m?tal) a,: Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ni' uolamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra. Teny misy heuitra ifandraisanY: Mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamafnty, halimo, volavelo. na, volafotsy, volamena, andrlamby, taimby, Ahitsio
Metatra:(fr, m?tre) a,: Halavan-drefy vahiny mitovy a. amin'ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity, ? lai.: Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin'io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Vary ny metatro fa ampindramo kely ny ana(' aho, Ahitsio
Metia:(maika aty) mt.: Avia, avia ety Ahitsio
Metisy:(fr, m?tis) a, sady Terak'olona samy hafa firazanana; safiotra, zafindraony, - Lamba metisy: ilay antsoina amin'ny teny frantsay hoe "toile m?tisse": lamba vita amin'ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo. Ahitsio
Metro:a,: Poleta (f,s,b,) Ahitsio
Metroka:Enti-milaza tarehy mivindimbldina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy i. zao? 1 h,o,: Manankarena, komohina: Raha tsy metro_ ka ve izy, hahauidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny? ? M.h.: Jar, Manankarena. 1 Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Va. hoaka metroka, Ahitsio
Meva:p.t.: Tsara tarehy. Ahitsio
Mey:(fr, mai) na (angl. may) a,: Anaran'ny volana fahadimy amin'ny tanna, misy andro 31. der. Zanvie). Ahitsio
Mezahina:(mezaka) mt, ih, (mezaho): Atao tonga marlify, Ahitsio
Mezaka:na Mezamezaka p.t.: Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazauauy mezameza. ka iny no nitady azy tao, - t.i.f.: Mezahina, voameza. ka / mamezaka, manameza. ka, famezaka, fanamezaka, mpamezaka, mpanamezaka / anamezahana, fanamezaha. na I mahamezaka I mezamezaka / hamezaka, hamezaha. na. Ahitsio