Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
marina:marina : araka ny fiforonanteny *m-arina. ny arina dia mitovy @hoe zavatra mitongilana ka aremina. Ny marina mdray kosa dia zavatra mahitsy mijoro tsara ary ts mis mitongilna na ary manaraka ny rariny Ohabolana mahakasika an 'izany" ny marina tsy mba maty" , "Ny marina ts hita raha tsy @rano lalina " " Ny marina mitavozavoza dia tsy maha leo ny lainga tsara lahatra" ny marina @ankapobeny dia mampisy ny olana @ fiaraha monina satria takona ny fihavanana eo @andaniny sy ankilany raha eo fitsarana toejavatra iray karaha ny fitsarana no asina reseka fa maro be ny edrika isehoan ny Marina. Nataoko izy ity mba handrianiko ny teniko mba ho anjarabikako eo @kolotora malagasy Ahitsio
Marina:p.t.: Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavo an-tany marina lahy ianao! ? Ilazana toe-javatra mifanaraka amin'ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra. ~ Ilazana toetran'olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin'ny asa ataony avy ny mpiasa aO aminy. 1 t.i.L: Marinina, hamarinina, voamarina j manamari. na, fanamarina, mpanamarina / anamarinana, fanamarinana j mahamarina j miha. marina / marimarina / hama. rinana j fahamarinana / ha. marenana. - Marina mafy: teny enti-manamafy ny filazana fa tena marina izay lazaina. / Marini-bava: tsy misy diso izay lazaina. / Marin.drano: ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin'ny vohon'ny rano monina, j Marin.toerana: manan-toerana tsy misy avo sy iva ary azo antoka. / Marim.bilana: fianianana fotsiny na dia tsy marina aza izay lazaina. / Marina raha: fomba fiteny enti-manda 1-zay lazaina aorian'io teny io: Marina raha naka ny bohinao aho (mand? mafy izy fa tsy naka). / Marina raha tsy: enti-manamafy izay lazaina aorian'io teny io: Marina ra. ha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (mana? mafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny), ! Marena tokantrano: teny firariana atao amin'ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany. / Manao mari-na tsy to: mandainga, tsy milaza nY marina. * Ohab.: Ny marina mifauozauoza tay mahaleo ny lainga taara lahatra: enti-milaza ny halehiben'ny fahaizana miteny sy mandahatra ka izay tsy rrrahazava sy manohana ny marina ananany dia mety ho resin'ny lainga voalahatra amin'ny teny mirindra tsara. Ahitsio
Marina:a.: Foko lehibe monina afovoan'ny Nosy, izany hoe amin'ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin'ny Vonizongo, avaratra, nY tendrombohitr'Ankaratra, aisimo, ny reniranon'i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohltr'Angavo, atsinanana. Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betslmisaraka. Ahitsio
Marirana:(rirana) p.t.: Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra. ? Enti-milaza tarehin'olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka, Ahitsio
Marirandrirana:(rirana) p.t.: Enti-milaza olona maranidranitra ny tslpika mamaritra ny tarehinY. Ahitsio
Mariry:(riry) p.t.: Tsy misy ravina: Mariry ny ahitra a. min'ny ririnina. Ahitsio
Marisarisa:(risarisa) Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy, ? M.h.: Mavozovozo, marofirofy, tsy metimety. Ahitsio
Marisika:(riaika) p.t.: Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanaho, 1 Finaritra amin'ny zavatra iray, mandray ardara amin' ny zavatra iray: Tsy mariai. ha ny hipetraka any ambani. uohitra lzy. Ahitsio
Maritiora:na Martiora na Martiry (fr, martyr) a.: Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon'ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho marltio. ran'ny fi7enena ireo maty tamin'ny tolom-pahafahana. Ahitsio
Maritra:na Marimaritra p.t.: Vao mafana kely foana: Ento amin'izay ilay rano, r'Iko. to a! ? tsy mbola mafana fa uao marimaritra e! ? M.h,: Afa-dranom-panala, mango. rovitsika. 1 h,i,: Mafampana toy ny hanavy: Isan.kariva ty zaza ity marimaritra, - F,-p,: Mard.hoditra: mangatSiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina). Ahitsio
Marivo:(rivo) p.t.: Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan'ny va. vany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vo. hony sy ny fanambaniny: Marivo it9 rano it? fa hatreo am.balahana fotsiny, ? Tsy latsaka lalina, manifY: Mariuo no fo, Ahitsio
Maro:p.t.: Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro. 1 Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa ui. tsy no afaka. - t.i.f.: Maroina, hamaroina / manamaro, fanamaro, mpanamaro / anamaroana, fana. maroana / mahamaro / maro. maso j hamaro, fahamaro, hamaroana, fahamaroana. Ahitsio
Maroandro:a.: Hazo fanao tehina. Ahitsio
Maroatody:a,: Zavamaniry misy vodiny toy ny ovy fanome ny vorona. Ahitsio
Maroavolona:a,: Anaran-kazo, mitovy amin'ny Malemllahy, Ahitsio
Marofaka:a,: Anaran-javamaniry, Ahitsio
Marofirofy:(rofy) p.t.: Tsy dia salama loatra, Ahitsio
Marofy:(rofy) p.t.: Marary, voan'ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra. Ahitsio
Maroina:(maro) mt. th. (maroy): Atao tonga maro. Ahitsio
Marojinja:a,: Karazam-bakana, Ahitsio