Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mbany:na Mbamy ppt,: Miaraka amy: Izy mban.dry Da. datoa no lasa any an-tsena. Ahitsio
Mbavy:a,: Hazo kely tsara fire. hitra ka nanaovan'ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin'ny alina. Ahitsio
Mbay:(kianteny): Mihataha kely (tenY entina mangatadalana, solon'ny "aza fady"): Mbay, tompoko, Mbay lalana tompoko, ? h,i,: Mial?, miesora (teny entina man. droaka): Mbay ail fa manelingelina. Ahitsio
Mbetika:p. mt.: Mbetika,,, mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a. min'ny fotoana roa mifanakaiky: Mbetika izy mihome. hy, mbetlka mitomany. Ahitsio
Mbika:kely a,: Mamty kely, Ahitsio
Mbola:p. mt.: (miaraka amin' ny milaza ny ankehitriny na ny lasa): enti-milaza fa eo am-panaovana na teo am-panaovana asa iray ilay olona tenenina: Mbola miasa izY fa aza tabatabaina. / Mbola nisakafo izahay tamin'lzy ton_ ga, ? (miaraka amin'ny milaza .ny ho avy): enti-milaza fitohizana na fiverenana asa efa nisy teo aloha: Mbola ha_ noratra aminao aho amin'ny herinandro ambony. /Mbola hatory indray aho rehefa a_ faka kelikely, na fahatongavan-javatra efa nandrasana: Mbola ho avy izy fa aza matahotra, ? (miaraka amin'ny "tsy") samy azo atao eo aloha na eo aorian'ny "mbola" ny "tsy", saingy matetika raha filazana tsotra, dia ny "mbola" no atao aloha: Mbola tsy tonga lahy Rakoto, fa raha mamaly fanontanana kosa, ny "tsy" no atao aloha: Efa tonga ue Rakoto? tsy mbola tonga izy, tompo_ ho (marihina fa amin'ity farany ity dia azo tsy averina ny fehezanteny manontolo, fa ny "mbola" kosa no miova hoe "mbolana": Efa tonga ne Rakoto? ? Tsy mbo. lana, tompoko), Ahitsio
Mbomba:a,: Asa ataon'ny reny manarona ny zanany amin'ny sandriny ? na ny renakoho amin'ny elany ?ka mamihina azy ao toy ny miaro azy na manafana azy. Ahitsio
Mbombaina:(mbomba) mt, ih, (mbombao, mbombay): Saronana amin'ny sandry a. amin'ny elatra: Mbom)say ny elatrao izahay. Ahitsio
Mby:mt,: Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am.bauahady ny fahaualo ka miomana daholo ny uatan-dehilahy, >t Ohab.: Tongotra mby andak ana (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo auerina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony. Ahitsio
Meda:na Medameda p.t.: Miresaresa, tsy maka mahery, mi. raikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin'izay a. taony rehetra, i t.Lf.: Mimeda, fimeda j imedamedana, fimedameda. na, ? M.h.: Mimeda, mitaredretra, mitslredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavo. za, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina, Ahitsio
Medaly:(angL medal) a.: Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin'ny firenena, ? na natao ho mari-bonnahitra amena olona nahavita be ho an'ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto ka miara-mikorana amin'ny mpifano lo-bod irind rina aminy. (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy). Ahitsio
Meday:(fr. m?daille) a.: Takela-metaly boribory misy sarin'olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano. Ahitsio
Mehina:(mail? a) mt. ih, (meho): Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritrere. tira milamina, ? NI.h,: Laizina. Ahitsio
Meja:(heja) p.t.: Tsara bika, bi. kana, maradondradona, tsara am-pijoroana. Ahitsio
Meksikanina:(fr, mexicain) a,: Ny firenena monina any a. amin'ny tanin'i Meksika (A-merika afovoany sy avara. tra): I Mexico no reniuohi. try ny Meksikanina, ? P.t.: Mikasika an'i Mekslka, an'i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin'ny mponina meksi. kanina, Ahitsio
Melohine:Hamelohina (main-ka) mt. th, (mejohy): Atao miolaka, miforitra: Nomelo. hin'ny ankizy, nohamelo. hin'ny ankizy ny tehiko, ? Amoahana didim.pitsarana milaza fa meloka: Nomelo. hin'ny fttsarana Rakoto sa_ tria mazava loatra ny poro-=fon'ny nahadiso azy. Ahitsio
Meloka:(heloka) P.t.: Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka, ? h,o,: Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, - F,-p,: Melo-batana: enti. milaza olona tsy nanan-ka. disoana akory fa ny tena. beny no meloka; tsy mahi. tsy, / Melo.baua: diso noho ny teny natao, / Melo-konina: enti-milaza zavatrameloka somary toa mifaingoka. Ahitsio
Memy:(t. tr.) a.: Taranaka. Ahitsio
Memy:a.: Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin'ny memy no andiouana ny volafotsy. Ahitsio
Mena:Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an'ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaouany ka toa uoamarik'ilay omby izy ka nenjehiny. ? h,o,: Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana 'ndeha hamely. - t.i.f: Menaina, hamenaf. na i manamena, fanamena, mpanamena / anamenana, fanamenana I menamena / ha-mena, hamenana. - F,-p,: Mena fify: mena an-titra, / Mena hatraka: mena dia mena, / Mena masoandro: amin'ilay fotoana efa madiva hilentika iny ny masoandro ka mena ny taratra alefanY, / Menapina (jer, io teny io. / Mena sofina: teny ilazana ny fotsy hoditra. / Mena cava: zaza vao teraka. Ahitsio