Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mantsy:Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? Ahitsio
Mantsy:Jer. Manko. Ahitsio
Many: a.: Fofon-kelika. / P. t.: Maimbo helika, Ahitsio
Maoderina:(fr, moderne) p.t.: Misy ankehitriny: Ny sam. bondanitra dia azo lazaina ho uokatry ny fikarohan'ny siansy maoderina, / Manaraka ny toetr'andro: Tououauy maoderina, Ahitsio
maody:(ma-ody) Mitondra ody fiarovan'tena amin'ny ody ratsy na fanafody itandremana amin'ny aretina, Malina. |Ny mahery tsy maody tsy ela velona. Ahitsio
Maody:na Maodimaody p.t.: 'Mahina, mahimahina ka miomanomana amin'izay ho avy, mitandrina, malina: Mb? maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian'iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao. 1 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon'Ikoto fa maodimaody er9 izy isaky ny mifanena a-m iko, - t.i.f.: Mahamaody, maha: maodimaody, * Ohab,: Mahery tsY maody tsy ela uelona: enti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. Ahitsio
Maoja:na Moja a,: Taolam. balahana izany hoe ilay tao. lana ifandraisan'ny tenabe sy ny fe. Ahitsio
Maola:na Maolamaola p.t.: Mi. pelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti. maola; tsy ny taona no jere. na, fa 'ndeha hi-cary adala amin'ny tanora eo, - t.i.f.: Tafamaola / mimaola, fimaola, mpimaola 1 imaolamaolana, fimaolamaola. na I mahamaola 1 fahamao. la I hamaolana 1 fahamaola. na. Ahitsio
Maona:a.: Firiotana mafy, fandehanana hafngana, - t.i.f,: Mimaona, fimaona, mpimaona / imaonana, fima. onana 1mahamaona. Ahitsio
Maonjana:p.t.: (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely to8-Ma. rina mihitsy tzany, tompoko, satria maonjana ny entanao. 1 Li. f: Maonjanina, hamaon. janina / manamaonjana, fa. namaonjana, mpanamaonja. na i anamaonjanana, fanamaonianana / mahamaonjana / hamaonjanana, fahama. onjanana, Ahitsio
Maonjanina:(maonjana) mt, ih,: Atao tonga mavesatra, Ahitsio
Maorara:a,: Anaramborona, Ahitsio
Maorina:na Maorona p.t.: Tsa. ra fijoro, tsara orina, ? Kelikely matotra, mendrika: Maorimaorina ilay tranona. reo any ambaniuohitra, i Li. f,: Maoromaorona. Ahitsio
Maoritra:p.t.: Ringitra, pori. tra, simba. - t.i.f.: Maorimaoritra. Ahitsio
Maosy:(hosy) Voahosiho. sy, voahitsakitsaka: Efa mao- sy ery ny ahitra andalouanareo maraln.tsy hariva, 1 a,: Anarana iantsoan'ny ankizilahy ny rongony fohina, a Li. f.: Manamaosy. Ahitsio
Maota:na Maoty (Btl) a,: TenY ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tan. dronY. Ahitsio
Maotantsiva:(Ski) a,: Hoza-dra lehibe ambanin'ny hazonda. mosina akaikin'ny trafon'ny omby. Ahitsio
Maotera:(fr, moteur) a.: Fitam. baran'ny mima miteraka he. ry mampandeha fiasana na fiara jray. Ahitsio
Maotina:na Maotona p.t.: TsY tia pelipelika na jejo fa mi- petrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazauauy maotona. 1 h.i.: Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotina dia maotina izany andro izany, i tif: Maotomaotona 1 ha. maotona, fahamaotona 1 hamaotonana,fahamaotonana, Ahitsio
Maoty:P.t.: Efa misara-nono, efa mahasara-draY aman-dre- ny; vory hevitra sy sains: Za- za tsy maoty: Zaza mbola tsy misara-nono. 1 h,i.: Ma- nan-toetra matotra, Ahitsio