Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Matahotrandro:a.: Karazam-biby mitovy amin'ny androngo. Ahitsio
Matahotrantsy:a.: Anaran-kazo fanao fanafody ny fakany. Ahitsio
Matanjaka:(tanJaka) p.t.: Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny uatan-dehilahy matanjaka tao an-tandna, ? Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka ity vata It9 io tady io? 1 Be herim-po: Matanjaka eo anoloan'ny fahoriana, ? M.h.: Mafy, mahery, matomboka, tomady, be aina, be sandry. Ahitsio
Mataotra:p.t.: Masaosao sady misy zava.maramtra mandrangotra. Ahitsio
Matavikely:a,: Anaran'ahitra mitapela.dravina maniry eny amoron-drano. Ahitsio
Matavy:(tavy) p.t.: Entimilaza zavatra be menaka: Hena matavy. ? Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehaka ny olona matauy rehefa miaka-piaharana, - F.-p,: Matavy filaza: mampitombo, manitatra aoka Izany r.hefa milaza zavatra. ? M.h,: Vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona. Ahitsio
Matematika:(fr, math?mati que) a.: Antonkon-tsiansa ianarana mandinika ny fom- ba aman-toetran'ny zavatra tsy azo tsapain-tanana (isa na sary jeometrika) amin'ny alalan'ny fisainana fotsiny, sy ny fifandraisan'izy samy izy. Ahitsio
Matetika:(tetika) p.t.: Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny hetsa raha ta hahazo uary betsaka ianao, ? p, mt,: Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an.janany matetika izy, Ahitsio
Matevina:(tevina) p.t.: Lehibe ny indrakeliny: Boky mate-vina, / Akanjo mateuina, ? Mifanizina, mikitroka mi. kirindro: Ala mateuina, /Mateuina izany zauona izany! ? Marihitra: Matevina izany ra_ nom-bary izany, ? h,o,: Maqankarena, tremalahy: Ireny olona mateuina ho! - Mateuin-kena: ilazazana ny be nofo raha biby ary matevina kosa raha lamba, / Mateuin-keuitra: barabara sain, manao hevi-iaza, / Matevt-moiotra: be molotra, / Matevin-koditra: ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina. ? h,o,: Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra. / Mateuin. tsisina: manify ny anatiny fa matevina kosa nY sisinY. Ahitsio
Mateza:(teza) P.t.: Maharitra ela vao simba: Mateza ity akanjonao it9 fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity, - Mateza diavina: en. ti-milaza lalana toa ela erY vao lany rehefa aleha. / Mateza dinihina: ilazana ny vehivavy somary zarazara hoditra ny ffhodirany, ka arakaraka ny ijerena azy maharitra no mampitombo ny ha. soany amin'ilay mijery azy. / Mateza aina: enti-milaza ny olona ela velona, ary anambarana koa ny faherezana miasa maharitra tsy an-kiato, / Mateza roritina: enti-milaza zavatra mihalava rehefa sintonina, * Ohab.: Mateza lelafina tahaka ny rira: entimilaza zavatra izay tsy mba lanilany haingana foana fa akana tsikelikely ka mahalava ny fa. haretany (matetika dia ilazana zava-tsoa kendrena mba haharitra io ohab, io). Ahitsio
Matihanina:a.: Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr'asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra amlny: mpanao an-tselika), Ahitsio
Matiloa:(fr. matelot) a.: Tantsambo, mpiasa amin'ny sambo: Lasa nanao matiloa, hono, Rakoto. Ahitsio
Matity:na Matsitsy (fit.-p,) p, t.: Mahihitra. Ahitsio
Matoa:p.t.: Enti-milaza ny zokiny indrindra amin'ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay, Ahitsio
Matoa:ppt feh.: Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra. Ahitsio
Matoanteny:a.: Sokajin-tenY enti-milaza ny teny fototrY ny fehezanteny ka ny fiforonany dia ambr'ny alalan'ny tsirinteny mirafitra amin'ny fototeny. Misy karazany sivy ny matoanteny malagasy: a) ny matoantenin'ny mpanao (oh, mamatotra); b) ny matoantenin'ny iharana (fatorana ny omby); d) ny mato. antenin'ny atao (afindra ny entana); e) ny matoantenin' ny fitaovana (afatotra ny omby ny tady); f) ny matoantenin'ny sehatra (mifatotra ny omby); g) ny matoantenin'ny mpandray (ueiarana tsihy ny vahiny); h) ny matoantenin'ny mpamaritoe-javatra (amatorana, ifatorana); i) ny matoantenin' ny mpampanao (mampamatotra); j) ny matoantenin'ny mpifanao (mifamatotra). Ahitsio
Matoatoa:a.: Fanahin'olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azY. Ahitsio
Matoky:(toky) mt, p, (matokia, matokica): Manantena: Matoky anao izy hitady raharaha ho azy, ~ Mametraka fianteherana, fitokiana a Efa namitaka ahy ianao ka tsy matoky anao !ntcony aho, ? Mino: Natoky ny filnzany aho ka dia nandeha, ~ Tsy matahotra: Matoky aho satria eto akaikiko ianao. Ahitsio
Matombina:(tombina) Matan]aka, be aine. Ahitsio
Matomboka:p, t,: Mafy. Ahitsio