Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Matona:a.: Ny fovoana manasaka indrindra. - t.i.f.: Mamatona - F,-p,: Mamatonalina: misasakalina. / Mamaton-dranjo: eo antenatena ranjo. / Am_ pamatonan-dalana: eo amin' ny fisasahan'ny lalana indrindra. / Famaton-kavana: havana akaiky. / Famaton' olona: olona tsy azo lazaina ho efa antitra, nefa tsy tanora intsony koa. Ahitsio
Matoriandro:a,: Anaram-borona karazana vorondolo matory amin'ny antoandro. Ahitsio
Matory:(tory) mt, s, (mato. ria): Latsaka ao anatin'ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary, 1 Matoritory: Rendremana na renodrenoka toa tsy mahatsiaro tena tanteraka, na malaina miasa: Matoritory ny saina rehefa avy manao sakafo be. - Matory anakampo: ilazana ny feon'ny 8eritreretana izay tokony hohenoina sy hosainina am-pitoniana, / Matory maty: ma. tory tanteraka tsy mandre na inona na inona, tsy mahare izay ambonin'ny tans,. / Matory tsirangaranga: tsy matory tsara fa mihainohai. no na miandriandry toa hi. sy zavatra hiseho ihany. / Matory tsy mifoha: maty. / Tsy maty tsy akory fa miro_ la matory: ilazana ny olomalala na ny 010-manga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fftiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany, ? M.h.: Mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihoho. ka, mandry mihorirana, mandry ilika. Ahitsio
Matotra:p.t.: Tomady, matanjaka. / Enti-milaza toetran' olona mahay mandanialanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato.tsaina ve ny tanora vao ualo ambin'ny fo Io tao na? Ahitsio
Matoy:p.t.: Enti-milaza ny voankazo tonga amin'ny fotoana tsara fihinanana azy, iii M, h,: Masaka. 1 h.o,: Efa lehibe tonga taona, Ahitsio
Matraboka:(traboka) p.t.: Matsatso, sahala amin'ny voankazo be rano. ? M.h.: Matsaotsao,maranorano, Ahitsio
Matrafotrafo:na Matrafotrafo. ka Entl-milaza zavatra be menaka toy ny hena ma. tavy be. Ahitsio
Matrangy:(fit,-p,) a,: Vodyvary, Ahitsio
Matrohina:(matrohy) Atao tonga matroka, vasohina. Ahitsio
Matroka:p.t.: Tsy mazava, tsy manganohano intsonY, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotDy amin'it9 firauaka it9, 1 Matrohina voama. troka / manamatro~ra, fana. matroka, mpanamatroka / anamatrohana, fanamatroha. na / matromatroka, Ahitsio
Matsa:a,: Karazan-kazo. Ahitsio
Matsaboaka:(tsaboaka) p.t.: Tsisy tsirony, tahaka ny vo. manga be ranci. Ahitsio
Matsaboka:p.t.: (fihasimban' ny hoe matsaboaka) Entimilaza zavatra tsy misy tsirony, toy ny voankazo maranorano, Ahitsio
Matsabory:(Tsm) a,: Kamory. Ahitsio
Matsaotsao:Mitsaotsao (tsao. tsao) p.t.: Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fitenY indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsao. tsao izany paoma izany, ? M,h.: Maranorano, be rano. Ahitsio
Matsatso:(tsatso) p.t.: Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso i. zany ro izany fa asio sira ke- ly, 1 Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahate. ny matsatso. Ahitsio
Matselaka:(tseiaka) p.t.: Kinga sy mailaka amin'ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka, 1 Haingan-tsaina sady haingam.pamaly:Matseiaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin'ny mari-ka an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny, Ahitsio
Matsilo:(tsilo) P.t.: Mahira-ma. so fatratra, mahita zavatra faran'ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahi' ta lava-panjaitra amin'izao takariva izao. 1 h,o,: Mahira-tsaina, mahadinika, - Matsilo orona: ma. hay manambolo aoka izany, Ahitsio
matsiro:jereo [tsiro] : manana tsiro tsara. oh : matsiro tokoa izany sakafo androany izany, tsy tahaka ilay omaly tena ratsy ery! Ahitsio
Matsiro:(tairo) p.t.: Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra: Ataouy matsiro ny iaoka fa fety ny andro! ? M,h, na misy heuitra ifan. draisana: FY, mamy, mafilotra. Teny iray tarika: Mafotra, mafotrafotra, matraboka, mafiaka. Marikivy: maki-raira, marlmarikivy, mamorivory rora, mangivihivy, masiloka, madilo. Matsatso, ma. tsaboka, makafoka, matsaboaka, matsatsotsatso, matsaotsao, marano, matsora, matsamby. Ma ngananga nana, mafaitra, mangidy toy ny tangena, mangid? toy ny va. hona, monta mangetana, mangidy faxa, Masiaka, malaholaho. Masirasira, mamimamy, mangidy sira, mangidy molaly. Manaikitra, maka tenda, mameofeo, mangeokeoka, maisatra, handatra, homandanilany, Ahitsio