Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mibaby:(baby) mt, p, (mibabe): Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely. Ahitsio
Mibada:(bada) mt, s.: Miakanakana mbola tsy mahay miteny. Ahitsio
Mibadabada:(badabada) mt, s,: Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny ma taona. 1 Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa mitent', Ahitsio
Mibadobado:(badobado) mt, s,: Tsy fitenY afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe: Miba. dobado fiteny: sahiram-piteny, Ahitsio
Mibafoka:(bafoka) mt, s,: Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana, Ahitsio
Mibahana:(bahana) mt, s. (mibandna): Misabaka na maka toerana lehibe eo amin'ny toerana fandalovana ka manakana ny hafa tsy handeha: Mibandna eo ianao mba hi. sakana ireto ondry ireto, / Misy taolana mibahana amin' ny tendako ato, Ahitsio
Mibaibay:(t, tr,) p.t.: Mivaivay,/ mt, s,: Mandevilevy. Ahitsio
Mibaikabaika:(baikabaika) mt. Tsy afamandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaika ny fandehan'i Koto taorian'ny nanaovana hasoa. nana azy. Ahitsio
Mibaiko:(baiko) mt s. (mibaikoa): Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba? 1 Manao famantarana amin'ny moana na amin'ny biby ka azon'izy ireo izay tiana holazaina amin'izany famanta. rana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra iahy io Rangahy io. Ahitsio
Mibaingo:(baingo) p.t.: Meloka, miolana, miolikolika: Mibaingo io vy io ka tsy maha_ zo azy. Ahitsio
Mibaka:(baka) p.t.: Mihataka. Ahitsio
Mibalelaka:mt. p,: Mitovy hevitra sy fampiasa amin'ny teny hoe Balelaka (jer, io tenY io). Ahitsio
Mibalitalita:(balita) mt, a.: Voky mitsinatsinaka, / Vetaveta Batna, Ahitsio
Mibanabana:(banabana) mt, s.: Mivoha tant eraka, misokatra araka Izay fara flsokafany, Ahitsio
Mibanaika:(banaika) mt, s,: Mamindra tsy taltra, tsy ro. totra; mihaminkamina fatratra, Ahitsio
Mibanaka:(banaka) mt, s,: Mitovy hevitra amin'ny "Mibanabana" (tsarovy ny fitovizan-kevitry ny teny verindroa sy ny teny tsotra niaviany mit ovana ka - tra . na, miullavila sy mivilana), Ahitsio
Mibandrina:(bandrina) mt, p, (mibandrina): Mijery mifantoka olona amin'ny maso mivontirika, mahatahotra, Ahitsio
Mibango:(bango) mt, s.: Entimilaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana. Ahitsio
Mibanjina:(banjina) mt, p, (mibanjina): Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany. Ahitsio
Mibaradaka:(baradaka) mt,s,: Mitent' tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan'ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin'ny fanadinana ka nibaradaka be ihany, 1 Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin'ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy, Ahitsio