Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miambezo:(ambezo) mt, s, sady mt, a, (miambezoa): Mangataka mafy ary tsy miala raha tsy mahazo: Loza raha hiambezo Ikotokeiy, ? M,h,: Jar, Mangataka. Ahitsio
Miambina:(ambina) mt. p. (miambena): Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fladidian'ny tena mba hiaro azy tsy ho slmbasimba foana na hisakana azy tay handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin'ny alina, / Iza no miambina ny gadra anio? Ahitsio
Miamboho:(ivoho) mt, p, sady mt, s, (miambohod): Manatodika ny lamoslna any amin'ny,..: Miamboho olo_ na. 1 Mandositra: Nodoram_ belona ireo niamboho faha_ valo. 1 Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin'ny taona,,, no niamboho ny mpanlaka Ra,,, * Miamboho lehilahy na miamboho lahy: mandositra an'ady. f Miamboho adidy: mandositra na milefa andraikitra, Ahitsio
Miambony:(ambony) mt, s.: Manambony tiena. Ahitsio
Miambozona:(vozona) mt, p, (miambozdna): Mitondra (zavatra) eny ambozona, * Mlambozom-bola: enti-milaza ny vary eny antanfmbary izay ahitana salohy efa mit ondra voa, * Ohab,: Maniry manitra ohatra ny alika miambozonkoditra: eo akalkin'ny zavatsoa iray lalandava, nefa tsy afaka hanararaotra. Ahitsio
Miampaingo:(Paingo, ampaingo) mt, a,: Misahirana amin' ny fiantohana trosan'olona, Ahitsio
Miampanga:(ampanga) mt, p, (miampangd): Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy flfenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanan tanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao tenu, 1 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin'ny fitsarana, amin'ny lehibe: 1zaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangala. tra ny volako. Ahitsio
Miampatra:(ampatra) mt, a,: Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary. Ahitsio
Miampify:(ampify) mt, s. (mi. ampifl'a): Miampirina mba tsy ho be fiseho: Niampify tery an-joron-trano ilay zanany ka tsy hitan-dRakoto, Ahitsio
Miampirina:(ampirina) mt, s,: Mifltsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao lzY fa matahotra an-drainy, hono, ? M.h.: Miampify. Ahitsio
Miampofo:(fofo) mt.p. (miampofoa): Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin'izany. Ahitsio
Miampy:(ampy) mt, p. (miampta): Mitombo, mihabe: Niampy lndray ny mpianatra tanna lto, 1 Mitovana: Tsy nety aho raha tsy niampy 10 sm Ilay lamba nouinidiko, Ahitsio
Mian:Tovona fanaovana ma.. toanteny enti-milaza toerana aleha: Mianala, mianatalmo, Ahitsio
Mianaka:Mpianaka (anaka) p, t.: Teny enti-milaza ny flfandraisan'nY ray na ny reny amin'ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka. / Mpianaka Imboasalama sy Ranavalona ndriam belomasi - na, Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-drenY sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha lanareo mianaka hoy Rakoto tamin'iiay mpamptanatra sy mpianatra niaraka taminy. Ahitsio
Mianakavy:Mpianakavy ;ana_ ka) p.t.: Entimilaza ny olona rehetra ao anatin'ny fianakaviana, Ahitsio
Mianala:(ala) mt. s.: Mandeha mankany an'ala: Lasa nianala labanikoto. Ahitsio
Mianatra:(anatra) mt.p. (mianara): Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marlka izahay isan.kariva, 1 Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fltenin'i nenibe Ikoto ka mampiho. mehy erg,. Ahitsio
Mianatsimo:(atsimo) mt, s.: Mandeha mankany atsimo,l Mampitodika any atsimo: Nolazain'ny ntaolo fa ny mpamosaoy no mianatsimo loha, Ahitsio
Mianavaratra:(avaratra) mt. s,: Mandeha mankany avaratra, Ahitsio
Miandahy:(lahy) mt, s.: Manao asa fanaon-dehilahy. - F,-p,: Miandahy miambavy: mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy. Ahitsio