Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miangitrangitra:(angitra) mt s.: Manda tsy hanao na ma. nao an-kalainana, Ahitsio
Miangoango:(angoango) p.t.: Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no ni. tondra ireto vato miangoan. go ireto? 1 Te-hatao ho ma-nana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon'ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazauauy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy. Ahitsio
Miangola:(angola) mt, s, (mi. angotd): Mihantahanta aseho amin'ny fiteny sy ny fihetsehana. - F,-p,: Miangolavaitra: mi. hanta fatratra, Ahitsio
Miangona:(angona) mt,s,: Mivory amin'ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona 1 Mihandro. na, mikambana: Miangona eto amin'ity lempona ity ny rano, 1 Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny, Ahitsio
Miangongo:(angongo) p.t.: Miavovona, mitoby. Ahitsio
Miangoty:(angoty) mt, s,: Manambitamby olona fatratra mba hanaovany ny sitrapon' ny tena, Ahitsio
Mianiana:(aniana) mt, s.: Manambara ampahibemaso fa: 1) hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny mari-na ihany, 2) Hanome lzay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha uao manana, 3) Hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraildtra takin'ny asa aman-draharahan'ny te-na: Nianiana ireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva, Ahitsio
Mianiany:(aniany) p.t.: Mibontsina, mihalehibe noho ny fivontosana, Ahitsio
Mianika:(anika) mt, p, (mianiha): Miakatra eny ambony: Loza raha hianika hazo io zaza to ka rovitra daholo ny ahanions,. Ahitsio
Mianina:(anina) mt, s,: Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory Izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray, 1 Mijanona tsy mande-ha fntsony, tsy avy intsony (orana): Tamin'ny telo ma_ raina vao nianina ny orana sy ny rlvotra, ? Mifaly, afapo amy,.,: Tsy tokony hianina amin'ny fahafzana efa azo fa tokony hanitatra ihany, Ahitsio
Mianjady:(anjady) mt. s,: Ma. naram-po sy miala liana amin'ny sakafo, ~ h,o,: Ma. mely mafy: Tay tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona, Ahitsio
Mianjaika:(anfaika) mt, s,: Manao fivorlam-be, fr Mihaingo, miraratra amin'ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika, Ahitsio
Mianjera:(zera) mt, p, (mianferd): Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon.dry zareo atsy aoaratra, ? Lavis, potraka: Nanitsaka hoditr'akondro izy ka alun-fera. e Mivarina: Nianfera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo, ? M,h,: Lavo potraka tafintohlna, latsaka, mid?boka lavo an-kavia, mironjina, mivena, mibolaly, mibolila mi. bolisatra, mibolasitra, misolafaka, misolifaka, misolifatra, miongana, mitsirara, mitsingoana, miantonta, mitrosina mitrotrongy, mitsinka. sina, mandry ilika, mitsingidina, mitsingadina, mitotongana, mitsingatotra, mltsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalabo. boka, mitalaboboka, midaraboka, midarafoka, mivadika mihohoka, miantatafoka, mi,-. tatavoka, mivadika, mitatafoka, miankarapoka, miampatra, mikoa, mikoan'ny nahiny, mikoro, mietsaka, mlhotsaka, miletsy, mihintsana, mivarina, mirodana, miraraka ompana, Ahitsio
Mianjonanjona:(anjona) mt, Miavonavona miharo hatezerana aseho amin'ny fllanjalanjana loha, Ahitsio
Miankardrefana:(andrefana) mt, s, (miankandrefdna): Mandeha mankany andrefa. na, - F,-p,: Izao miankandrefam. baravarana Lzao: ny olo-miaina rehetra tsy ankanavaka: Miondna, tompoko, hoy ny mpamangy fahorlana, fa en. tin'ny miankandrefam.bara. varana izao, Ahitsio
Miankina:(ankina) mt, s, (mianktna): Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin'io tongo-davarangana lo ianao fa toa bo. boka izy izany, ~ h,o,: Mian. kina amin'ny fahakingan'ise no hahavonjy antsika, ? Manantena ny hafa, miantehitra amin'ny hafa: Aza miankin-doha loatra amin'ny ha-fa ~ Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza / Miankina amin'ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra Ahitsio
Mianoka:(anoka) mt, s.: Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim.pankafi-Zana, Ahitsio
Mianonanona:(anonanona) mt, s.: Mihatakataka, mipetrapetraka maka aina, nefa ny sa. sany milofo miasa, Ahitsio
Mianotra:(anotra) mt, s,: Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika at? aloha ihany ny lo. ha, - Miantsoro.mianotra: enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin'ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa, Ahitsio
Miantafika:(tafika) mt, s,: La-sa any an'ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka ni. rary ho an'ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanna, Ahitsio