Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miantsavily:(antsavily) mt, s,: Mikirazorazo: Mbola hahita loza ihany ireto tovolahy miantsavily amin'ny varavaran'ny fiarambahoaka. Ahitsio
Miantsena:(tsena) mt.p. (mian. tsen?): Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny, Ahitsio
Miantsinanana:(atslnanana) mt, s,: Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hita. nao ve ny nandehanan'ireny olona telo mianaka ireny? ? Niantainanana any no nahitako azy. Ahitsio
Miantso:(antso) mt, p, (miantaoa): Mai sy anarana: Moto no niants( .na azy fony kely, 1 Mamort olona mba hana. trika na ho tonga amin'ny,,,, manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tandna fa nisy zaua-dehii be nodinihina, 1 Manonona tsirairay: Raha efa Jauni', dia niantso ny anaran'ny miara_ mila tsirairay ny kapiteny, ? Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve e fa nisy nian. tso ny dokotera? 1 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny fi. lohan'ny Nosy amin'ny vola_ na mey, ? Mangataka, mita-labo: Miantso ny anaran'ny Tompo, 1 Manendry, mifidy: Niantso an.dRanona ho lehiben'ny raharaham.bahi. ny ny filohan'ny governemanta, 1 Manome na marnetraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny ta. nindrazana ka mahereza fo!, ? M.h,: Manaika, manofa, mikohona, mihatsy, manatsimaso, mikoka, mikohokoho, manesiesy, mikahankahana. Ahitsio
Miantsoantso:(antso) mt, a,: Miteny mafy, milelalela, il M,h,: Miteny mafy, milelalela, manao lela miakatra, manao antso valala, mikiakiaka, mijajaka, Ahitsio
Miantsoarivo:a,: Enti-milaza ny zanak'omby vao mitrena sy mlhantsy ady ; vantotr' ombalahy liana ady, Ahitsio
Miantsoavaly:(soavaly) mt, P. (miantsoavalia): Mitaingina soavaly, mitaingin-javatra ohatra ny mitaingin-tsoavaly, Ahitsio
Miantsona:(antsona) mt, s,: Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay laka. nay noho ny rivotra, 1 Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin'ny sera_ nana firy lzany ny samba ni. tondra anareo vao tonga ta. ny Marseille? Ahitsio
Miantsoroka:(soroka) mt, p, (miantsoroha): Mandray ho adidy, miandraikitra: I Be. van no niantsoroka ny fam. pianarana ny ankizy teto uoalohany, Ahitsio
Miaoriana:(aoriana) mt, s,: Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaorlana fa mety hisy loza eto aloha, ~ Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin'ny mpa. namboatra famantamnandro, Ahitsio
Miapanapana:(apanapana) mt, s,: Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezlvezy atsy' sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mlpopbka foana amin-javatra na diso amin'izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana, - F,-p,: Miapanapana ohatra ny akoho voakapoka: tsy mahita izay hatao na haleha mihitsy, ? M,h,: Mipepipepy, mitotototo foana, mikorapadrapaka, mipempena, mixaparapa, mipapapapa, Ahitsio
Miapoka:(apoka) mt, s.: Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an.daiambe izy noho ny harerahany be loa. tra, Ahitsio
Miarahaba:(arahaba) mt, p, (miarahabd): Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatm dia miarahaba ny mpam_ pianatra, ~ Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fa. ra aman.dimby, tompoko, Ahitsio
Miaraka:(araka) mt, s, (miaraha): Tsy misaraka: Miaraka foana Rasolo sy Rabe, ? Miray amin'ny: Aza miaraka amin'ny naman-dratsy, ? (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny, / Miara-komana ry zareo. Ahitsio
Miaramila:a,: Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin'izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana, Teny Iray tarika: Lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vata-miaramila, manamboninahitra tafika, mplantaflka, fol?alindahy, rainiolonar tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando. Ahitsio
Miarana:(arana) m, s.: Mihantahanta, miangentsana; manaran-tena. Ahitsio
Miarina:(arina) mt, s. (miare. na): Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsa. ra !zao ny andry, / Miala amin'ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany llay omby lavo an-ha. via aninaraina, 1 Mifoha ka miala avy ao am.pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona. 1 tao.: Misondrotra, afaka amin'ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady, Ahitsio
Miaritra:(aritra) mt, p. (miareta): Mizaka izay mahazo: Mi. arltra ny hanoanana, 1 Mihafy sy mitozo amin'ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Mipreta amin'ny fianarana fa izany no hahazoa. na vokatra any aoriana, Ahitsio
Miaro:(aro) mt, p. (miarona): Manao Izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho, / Mitahy: Miaro antstka la. iandava Andriamanitra, ? Misakana tsy ho voa: Miaro ny uoa vao nafafy amin'ny hainandro ireto ampanga ireto, ? Mandrara: Miaro ny saha. ny tsy hihazana izy, 1 Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto, Ahitsio
miasa:Jer. [asa], manao asa, mamelon-tena, mitady vola Ahitsio