Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mavoina:(voina) p.t.: Voan'nY loza, tra-boina, Ahitsio
Mavointana:(voina) p.t.: Afabaraka, very hala. Bo-ka. Ahitsio
Mavokely:p.t.: Volon-dokon' ny vonim-paiso. Ahitsio
Mavokely:a.: Anaran'akondro vonivony ny voany, fohy fa vaventiventy, mamy dia mamy. Ahitsio
Mavomavo:p.t.: Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambaniuohitra ho macomavo mihitsy ianareo tamboniuohitra! Ahitsio
Mavony:(t, tr,) p.t.: Enti-mllaza olona botrefona lava; lava vaventy. Ahitsio
Mavoroka:(voroka) p.t.: Ratsy fofona aoka izany: Mavoroka io hena io fa aria) any, ? M. h,: Jer, Maimbo. Ahitsio
Mavozo:na Mavozovozo (vozo na uozouozo) p.t.: Osa. reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka hand?ha, 1 (taloha) Midonanapoana, tsy miasa. Ahitsio
May: p. t.: Voadoro, azon'ny a-fo: May ny tranon-dRabe. 1 Maika dia maika, dodona: May er? izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy. • Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako. / Izay may adala * F.-p.:May tranon'aina: dodona noho ny raharaham-pitiavana na izay irina. / May uolon-tratra: dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana, / May vololom-po: enti-milaza ny olona manao telimoka ny zavatramahamay, ka any anaty vao mahamay, — mientam-po tafahoatra ka mihovotrovotra ny tena manontolo. • F,-p,: Main'ny a-fo natsangany: enti-milaza ny olona ivalian'ny ratsy nataony. ¶ M.h.: Mandroramiisilany, mpivaro-drano tratr' orana. / May Ambondrona: ny ampiasan'ny olona ity fitenenana itf dia amin'ny fisian'ny raharaha tena maika izay tsy maintsy vonjena fa ajanona ny hafa. /May oolontratra na may volon-kelika, na may uolon'orona: enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika. I May forehitra: kilan'ny afo; matetika koa anefa ilazan'ny olona ny main'ny hidihidy tsy roa aman-tany io fombam-pitenenana io. / May kila: voadotra tanteraka. Ahitsio
Mazaizino:a.: Anaran-kazo, Ahitsio
Mazana:(hazana) p.t.: Entimilaza tany maina be ka mafy tsy laitran'ny angady: Tany mahavokatra ny tany mazana - Sarotra atao izaitsizy: Mazana ito raharaha ito. Tsy azo ifanarahana. Ahitsio
Mazàna:p. mt,: Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. Ahitsio
Mazaotra:(zaotra) Mahia, kaozatra, tslsy nofo: Olona mazaotm, / Tsy matevina, manify: Ala mazaotra. Ahitsio
Mazava:(zava) Mitera-kazavana: Mazava ny afo, ? Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo nY ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara, ? Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazaua no auoakan'io sodina io, ? Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Heuitra mazaua; teny mazava. ? Tano_ ranora (loko): Itsy mazava. zava itsy no endrehina anao, ? F.-P.: Mazava atsinanana: ny andro vao maraina mialoha ny fiposahan'ny masoan. dro. / Mazava endrika: miramiran-tarehy sady falifaly lava,/Mazaua fo: olona mandeha amin-kitsim-po, / Mazaua loha; ilazana ny omby na ondry misy fotsy ny handriny, I Mazava andro: efa mi. posaka ny masoandro, / Mazaua rats y: ilay maraina manaraka ny mangoana atsina. nana sy ny mangiran-dratsy, I Mazaua ray: sola ny volo eo ambonin'ny handrina izay tonga mangadihady be. /Ma. zaua saina: tsara saina ka tsy mba fatra.piahiahy olona na sarotsarotiny. I Ro mazaua: ro madio, tsy be fangarony, Ahitsio
Mazaza:(zaza) Maitso manopy mavo toy ny tain-jaza. ? Malazo ary efa simba: Efa mazaza ireto anana ireto ha tokony hariana, ? h,i,: Entimilaza fitafiana lena tsy nahahy ka niova volo, Ahitsio
Mazefatra:(zefatra) P.t.: Mavesatra, be lanja, mafonia. Ahitsio
Mazoto:(zoto) p.t.: Be hafanam.po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamaint-y molaly ny tanindrazany izy, ? h,i,: Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana, - F,-p,: Mifoha olo-mazoto: fizaran'andro vaomaraim-be. / Zotom-po: faharisihana sy fitiavana. ? M.h.: Rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, ' mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po. Ahitsio
Mba:TenY mpampitohy fehezankevitra ka milaza antonY hanaovan-)avatra: Tonga izahay mba hijery $y hamantatra (arahin'nY "milaza ny ho avy" mandrakariva ity mba ity), Ahitsio
Mba:Kianteny enti-manisika hevitra. 1) Fanajana, fianga. viana raha toa ka mampiasa matoanteny amin'ny fomba mandidy; entina manalefaka kokoa izay lazaina ny "mba" fa tsy mandidy: Mba omeo hely amin'iny aho. / Mba mianara fa aza varian.daolao, 2) Fanesoana: Izany hono ka mba hendry. 3) Filazana sahala amin'ny "koa", izay amplasaina miaraka aminy rahateo: Mba handeha koa aho raha mandeha ianao, Ahitsio
Mbà:Kianteny kely ampiasaina mba hampirisika na hanainga olona ho toy izao sY toy izao: Mbd hendry anaka, Mb? olom-banona (marihina fa tsy fampiasa miaraka aamin'ny mt, amin'ny fomba mandidy ity mb? ity: Mb? mianatra tsara fa tsy mba mianara tsara; Ny "mba" manalefaka ny fomba mandi. dy no azo ampiarahina amin' ny fomba mandidy: Mba mi. anara fa aza uarian-daolao), Ahitsio