Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Miandalana:(andalana) p, mt,: Mandeha manaraka ambaratonga: Tokony hatao miandalana ny famplanarana ny ankizy. 1 Tsikelikely: Mihatsara miandalana ny marary, ! Miandalandalana (andaiandala-' na) mt. s. (miandalandal?na): Mandroso tsikelikely: Efa mihatsara miandaiandalana ny manavy. Ahitsio
Miandany:(lany) mt, s, (miandania): Momba, manaraka: Tsy miandany amin'ny mpitokona akory izy. Ahitsio
Miandevo:(andevo) mt, s.: Mietry, mandrorona, midina: Miandevo fanahy, 1 Entimilaza olona roa miaraka ka ny iray andevo: Lasa niuoaka M'y miandevo. Ahitsio
Miandoha:(loba) mt, a.: Miantomboka: Efa miandoha ny lohataona ka mitsimoka ny ahitra, Ahitsio
Miandra:(andra) mt, s, sady mt, p,: Mijery ambony, manantena, - Tondro miandra reny: milaza ny olona manantena lava ny hampiana, f Miandra +ahy miandra vavy: enti-milaza sakan-jaza lahy na vavy efa lehibebe ka mahatsiaro faniriana te-hanambady, I Miandra vovonana: mangatabady, Ahitsio
Miandraikitra:(andraikitra) mt. s. (miandraiketa): Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? Ahitsio
Miandranandrana:(andranandrana) mt, a,: Mihetsika na mandeha tsy mijery ambanY: Miandranandrana ery i Sa_ hondra rehefa mandeha / Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranan_ drana Rabenarluo nony nandre ny teny nataon'ny mpikabary nandokadokaazY, Ahitsio
Miandrandra:(andrandra) mt, a, sady mt. p, (miandrandrd): Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an'ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny. 1 Mikendry: Mlandrandra ny ho lasa dokotera na mpampiana_ tra ambony ny adalalahy, Ahitsio
Miandravana:(andravana) mt. s,: Maneho fifaliana amin' ny dihy, Ahitsio
Miandriandriana:(andriana) mt, s.: Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza. Ahitsio
Miandrovondrovo:(androvondrovo) mt, s.: Miaraka na mikambana amin'ny androvo na mpangalatra, Ahitsio
Miandry:(andry) mt. p, (miandrasa): Mijanona eo amin'ny toerana anankiray ambarapahatongan'nY olona na zavatra iray: Miandry ny zana_ ho eto aho, / Enimpolo tao_ na no niandry ny fahafahana ny Malagasy, 1 Tsy miala eo amin'ny toerana iray na eo ankilan'ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Mf. andry ny entanay any an-tse_ na izy, 1 Mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra, 1 Mitoetra eo ankilan'ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an.drainareo eny amin'ny hopitaly rahariva? - F,-p,: Miandry faty: miaritory raha misy maty, I Mian_ dry lahy: miandry ny fahavalo amin'ny toerana iray rehefa tapitra lasa ny zaza amam. behivavy. / Miandry lalana: miambina ny fandehanana amin'ny lalana, toerana iray, J Miandry raharaha: enti-milaza ireo irakiraka taloha mi. janona eo akaikin'ny rova ka antsoin'ny manamboninalritra rehefa misy hilana azy, I Miandry tandna: miambina ny tanana, / Miandry tany: miambina ny vavatany sao misy fahavalo miditra. I Mi. andry fototr'aretina: miandry zavatra tsy fantatra izay ho vokany, miandry ela be, I Miandry trano: mijanona ao an-trano mandritra ny tsy mahaao ny olona rehetra sao misy manamy, I Miandry an.dRazaka tsy hivalana: miandry olona ela dia ela, / Miandry vasoka: miandry foana tsy misy volcans'. / Miandry nifin'akoho tsy haniry: miandry zavatra tsy ho tonga na oviana na oviana, I Mian_ dry taflka na miandry vohoka: miandry ny andro hiterahan'ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin'nY hifanany na hikarakara ny zaza. / Mlandry kendry tohina na mlandry vava latsaka: miandry ny hitenenan'ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy, Ahitsio
Mianefitra:(efitra) mt. s,: Mandeha mamaky ny tanY efitra, * Ohab.: Aleo maty olo.malaina toy izay vaky viiany mianefitra: entimilaza ny fa. hatsinontsinon'ny olo-malaina, kamo (ny fahafatesany dia tsy mitondra fahavoazana firy miolotra amin'ny fa. havakisam-bilany any an'efitra, izay mafy tokoa satria tsy ahitana na nions na inona horaisina hahandroan-kanina any), * Fiten,: Raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra?: enti-milaza fa raha tsy mana-na fahavononana, tsy tokony handray adidy. Ahitsio
Miangana:(angana) At,: Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin'ny vola eninjato nentiko tany an.tsena, roa. polo sisa no niangana, - F.-p,: Tsy misy miangana: lany tanteraka daholo, Ahitsio
Miangano:(angano) mt, s,: Milaza angano. 1 Mihaitraitra, Ahitsio
Miangatra:(angatra) mt, p, (miangara): Tsy manao araka ny rariny amin'ny fizarana tombon-tsoa na amin'ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin'ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka no-ho ny hafa, amin'ny fizarampananana. ? M.h.: Mifidy tavan'olona, manao mizana tsindriana ila, manao mpitsara be kibo, manao zanaka anaty fo maharary, manisy hodi-tsirany sy hodi-peny, manao loa-bary mitahy vady, manisy tombo sy hala, manao atody mafana ila. Ahitsio
Miangavy:(angavy) mt, p. (miangavia): Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy. 1 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakalzanao hamita ilay ra_ haraha fa marary ity fanai>. Ahitsio
Miangentsana:(angentsana) mt. s.: Miseho ho sarotiny ka mi. aingitraingitra, mihaitraitra, tsy mandray ravin.deno, Ahitsio
Miangeso:(angeso) mt, s.: Miseho ho fatra-panao mihoatra ny mety, amin'ny fiteny na amin'ny fihetsika na aamin'ny fita$ana, Ahitsio
Miangiangy:(angiangy) mt. Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasombahoaka: Miangiangy aoka i. zany amin'ny sakalzany io tovolahy lo. ? M.h.: Tsy mahalala menatra, sahy loatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero, tsy vaky atatra, tsy valahara, Ahitsio