Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Menabe:a.: (taloha) Tany nankina mivantana amin'ny mpanjaka. (Jar. Menakely). Ahitsio
Menabony: (abony) mt.p.: Manangoly mba hamitaka. Ahitsio
Menafify:p.t.: Mena antitra: Volombavan'antitra hariva vao menafify. Ahitsio
Menahara:P.t.: Mena somary mangirana. Ahitsio
Menaina:(mena) mt, (me- nao): Atao tonga mena. Ahitsio
menainy:Jer. [mena], ataony mena. Ahitsio
Menaka:a.: Tsiranorano matevintevina nefa malemy, mihanaka eran'ny tsiratsira-nofon'ny olona na biby matavy ? Tsiranorano matevintevina avy amin'ny biby na zavamaniry ampiasaina amin' ny fanendasana: Mena.kisoa, mena-boanio, Ahitsio
Menakely:a,: (taloha) Tany iadidian'ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jar. Menabe). Ahitsio
Menakely:a.: Karaza.mofo a. tao amin'ny kobam-bary misy siramamy ka endasina. Ahitsio
Menamaso:a,: Anaram -b orona karazana papelika (Ery. throxylum nitidulum). Ahitsio
Menapina:p.t.: Volon-doko mandray ny vonY sy ny me-na. Ahitsio
Menarana:a.: Karazambibilava lehibe, Ahitsio
Menatra:(henatra) P.t.: Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy. * Matahotahotra miseho eo imason'olona: Menatra aho mamakivahy ireo olona am_ polony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho, - F,.p,: Mahamena-maso: ma. ha te hanaja. / Tay mena.mitaha: olona mendrika na zavatra tsara sy kanto, afaka mifaninana amin'ny hafa. * Fiten.; NY vato menatra ny vato, ny hazo menatra ny hazo: anatra nanehoan'ny razana fa tokony hahatsiaro menatra ny olona, fa tsy ho toy ny vato aman-kazo. * Ohab.: Mena-maso an.dao. ka ka manao fatra-maina: enti-milaza olona manaikinafky foana noho ny henatra na dia zavatra tsy tokony ho a. zy aza no atolotra azy, ? M.h,: Kaontra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kena. txa, mihasihasy. Tsy mena. tra, lany henatra, lany hasina, tsy manan-kenatra, tsy valahara, tsy manan-kambo, tsy vaky aty,tsy vaky atatra, tsy vaky afero, tsy naniry volo ny handrina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boroka afa-pofona, maimbo erona, maimbo tsikahonkahona, maivoka, mavoin-tena, tsy mitandro henatra, tsy mena. milahatra, tsy mena-misoratra, tsy mizara hena-maso. Ahitsio
Menavava:Zaza vao tera-ka: Zazakely vao menavava. Ahitsio
Menavazana:(jer. io teny ici). / Mena ambanin'ny me-na: enti-milaza olona ma. nam-pahefana izay mbola ambanin'ny manam-pahefana hafa indray. Teny iray tarika: Mena dorehitra, mena antitra, menafify, mena mivaivay, mena mangatrakatraka, mena man. gor?ka, mena vongatraka, mena mahatrakatraka mena jaky, mena ranom?alahy, menapina, mena mang?ka. Ahitsio
Menavazana:p,t. na a,: Efa ela nanaovana, tranainy: lreny efa mpampianatra menavazana. ? Olona nanao raharahamiaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon'ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanamplana azy. ? M.h.: Bekotromaroholatra. Ahitsio
Mendo:na Mendomendo p.t.: Misy menaka ka minendonendo, mandimandina, Ahitsio
Mendrika:(endrlka) p.t.: Entimilaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan'ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin'ny uahoaka, ~ TokonY hanana,tokonY hahazo,,,noho ny toetrany na ny zavabitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka, / Mendrika fiderana ny mpan_ dresy, ~ Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo ualiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra. Ahitsio
Mendy:(endy) p.t.: Nandrahoina tamin'ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy i. zay ny hena ka esory. ~ Notenehina tsisy rano na mena-ka tao anaty lapoaly na ma. karakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsgra lzany kafe izany ka mandraraka izaitsizy, ? h, o.: a) Mafn'ny hetaheta: Mendy aho Izany, fa sady be 'tira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro, b) Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka. Ahitsio
Menimenenina:(menimeny) mt. ih. (menimeneno): Tarlavana, itarainana: Zavatra betsaka no nomenimeneniny tao. * F,-p,: Tsy hita menimeneni. na: enti-milaza zavatra tsy hita izay holazaina ny aminy, tsy azo fantarina. Ahitsio