Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mardranto: (ranto) mt.p. (man-da ntoa): Mandeha manao va otra any an-tany lavitra n7 fonenan'ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe. ? Mandeha any an-tany lavitra tuba hitady vola na zava-tsoa ha-fa: Lasa nandranto fianarana ambon y any andafY izy Ahitsio
Marefo:(refo) p.t.: Mora tapa-ka, mora vaky: Marefo ny rantaan.kazo maina, ? M,h,: Malia, makiana, Ahitsio
Mareforefo:(refo) p.t.: Mora vaky izaitsizy, ~ a,: Karazan' ahitra. Ahitsio
Marejoka:p.t.: Maniflnify, klvahivahiny, 1 Osaosa, reradreraka, Ahitsio
Marenina:(renina) p.t.: Tsy mandre, donto: Marenina ha_ trany an-kibon-dreniny io olona io, ? h,i,: Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa eia vao mahamasaka na. handro: Marenina koa it9 ui. lany ity: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa.bary? - F.-P.: Be marenina: tsy mi. haino anatra, be ditra, mafy sofina, / Mody marenina: mandre nefa manao toy ny tsy mandre. ? M.h.: Mamono sofina, manentsin-tadiny, Ahitsio
Maresaka:(resaka) p.t.: Resahin'ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresa. ka amin'izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby, ? Be olona, be tabataba: Naresaka erY ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan.kerinandro ? M,h,: Mahoraka,makotroka, Ahitsio
Marevaka:(revaka) p.t.: Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina. Ahitsio
Maria:(ria) p.t.: Ilazana ny toetran'ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin'ny rano ma_ ria ny lakana ka mandeha tay uoizina akory, Ahitsio
Mariaka:Mariadriaka fa indrin. dra Sariaka (riaka) p.t.: Falifaly lalandava amin'ny fifandraisana aman'olona, Ahitsio
Mariazy:(fr, mariage) a,: Faneken'ny lehilahy sy vehivavy hivady marina eo anatrehan' ny fanjakana sy ny flangonana. Ahitsio
Maridrefy:a.: Filazana habe na halavan-javatra amin'ny taipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n'ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita marldrefy 1/250.000, ny halavana lsm dia lsm x 260.000 sm na 2500 m, na 2 km,5 amin'ny tena izy ; valandotra, Ahitsio
Marihitra:(rihitra) p.t.: Sady matevina no maditidity: Am. Pio tany lhany ity rano lty harihitra taara, Ahitsio
Marijijaka:(Tam) a.: Omby mainty misy pentimpentina fotsy eo an-kandriny.. Ahitsio
Marijo:p.t.: Enti-milaza ny om. by fotsy handrina, Var-lira Ahitsio
Marijy:(Tsm) a,: Entl-milaza omby tokam-bolo misy pentina fotsy betsaka eo an-kandriny, Ahitsio
Marika:(fr, marque) a,: Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romani-na, 1 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika, / Manao marika, 1 Famantarana: Aaiana marika ny lamban'ny kilaaimandry, ? Sary fanamarinana, porofo: Ato. lotray anao it? voninkazo it9 ho mariky ny fankaaitrahanay, ? Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao ha-tao marika, ka nahoana no nouanao? ~ Soritra: Ny ba. temy dia maniay marika tay azo vonoina ao amin'ny fa. nahy, - t.i.f: Amarika, marihina, voamarika / manamarika, fanamarika, mpanamarika / a. namarihana, fanamarihana, ? F,-p,: Mari-bava: Asa mari. ka tsy soratana fa atao am-bava fotsiny, ( Mari-bola: fanisana vola amin'ny anarambola malagasy. / Marika an. taaina: fanaovana marika tsy atao an-taratasy fa an-tsaina fotsiny ary haingana. / Ma_ rik'omby: fitomboka atao amin'ny omby hahalalana nY tompony. / Tompo-marika na mpanome marika: ny o10-na mamorona ny tarehy a mambikan-iavatra hatao, toy ny trano, tetezana... / Tay tonga marika: tsy araka ny tarehy amam-bika novinavinaina, (Atodiny marika: enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany, Ahitsio
Marikivy:p.t.: Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana, - t.i.f.: Mamparikivy / am. parikivina / mihamarikivy / harikivy, Ahitsio
Marikoditra:(marika - hoditra) p.t.: Mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo, Ahitsio
Marikoriko:(rikoriko) Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa manda. lo eo akaikin'io fit?eram-pa_ ko io. ? h,o,: Lotlka; Ahitsio
Marimarika:p.t.: Mahina, ma. himahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tay nampoiziko dia ho uery saina izy, ~ M,h,: Maodimaody, Ahitsio