Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Matsitsy:(tsisy) p.t.: Fatra-pitsitsy, tsy mandanilany, kahihitra, Ahitsio
Matso:(angl, march) a,: Filahara-miaramila manao fanazaran-tena, 1 Famindran'ny miaramila eo anoloan'ny lehibenY na ny manampahefana, 1 Matsoina. Ahitsio
Matsoina:(matso) mt, ih, (ma_ tsoy): Entina andavanandro: Ity ndakar4fo matsoiko, Ahitsio
Matsora:(tsora) p.t.: Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora {zany ro izany, 1 Enti-milaza loko na volon- javatra mazavazava: Tiako ihany it9 lamba mangamanga itY na dia matsora aza ny volony, Ahitsio
Matsoraka:(tsoraka) p.t.: Lava mahitsy sady manifY, Ahitsio
Maty:p.t, na p,mt,: Afaka aina, tsy velona intsonY: Maty omaly ilay sakanay be volo ? h,i,: Voakapoka mafy: Ma. tin'i Dada aho raha manao izany, ? Tsy afa-mlasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ila~ ny ka mandringa izy, l Maty ny famantaranandroko./Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra. ? Tsy mirehitra intso. ny, milentika, tsy hita intsony (a fo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako, / Efa maty ny masoandro. ? Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin'ny loka izy, ? Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany, / Fiteny maty izany, ? Asiana izaitsizy: Matin'ny hafanana aho izany. ? Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-PamPana: Matin'ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony. / Matin-kambo, / Ma_ timatim.bo ninahitra, - t.i.f.: Matesa / mahafaty / ahafatesana,fahafatesana. - F.-p,: Aza maty aho: teny atao hialan-tsiny raha nisy hadisoana tsy nahy vitan'ny tena, / Matesa anie aho alo. hanao: teny fanaon'ny efa zokinjokiny hanehoany ny fitiavanY ny zanany na izay zaza tiany. / Matim-pitia: ilazana ny olona voa mafy noho ny fitiavana nikirizana sy nfsisihan. / Matin-kam. bo: voan'ny fitiavana te hoderaderafm-poana tsy misy antony, ka mahita falsana noho izany. / Matin.kaninkely: simba na voa mafy no-ho ny sakafo na vola kely tsy toy Mana, / Matin.kely: ila. zana ny velam.panorona afaka satria tsy nisy azon'ny mpihinam-bela nohanina ny vato natolotry ny mpamono vela. /Matin-kenatra: tratran' ny henatra tafahoatra. / Ma. tin-kenamaso: resin'ny henamaso ka na zavatra tsy tiana aza atao ihany, / Maty andoha tandroka: fombam-piteny fanao amin'ny ady hevitra ka enti.milaza hoe vao miandoha dia resy. / Maty an.drano: latsaka anaty rano ka sempotra dia maty, / Ma- ty an-kanina: mahita loza amin'ny hatendana. / Maty an-karanana: enti-milaza ny atody tsy foy na dia efa namantsika aza. / Maty an.tady: maty am-pifatorana, / Maty antoka: tsy mahazo tombony fa ny masonkarena indray aza no nahabangana. / Maty an-trebony: matimaty foana tsy araka ny tokony ho izy, / Maty an_ tsalaka na maty an-tsikinana: ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho. / Maty douy: zaza maty ray sy reny ka lasa mahaleo tena tsy fidiny. / Ma_ ty hanina: tompon-toerana raikitra. / Maty hena: efa niharam-pahoriana ka tsy mahatsiaro na inona na inona intsony. / Maty hento: miaina amim-pangirifiriana noho ny hadisoana. / Maty ho azy: maty tsy novonoln'ny sasanY na niharan-doza fa nindaosin'ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro, / Maty holatra: ilazana fery efa sitrana ary tsy misy soritra intsony, / Maty lev y: enti-milaza izay voatrerona sy tenenin-dava tafahoatra. / Maty maso: tsy misy mpisolo na mpandimby ? ilazana koa ny voanjavamaniry izay vao mitsimoka dia mena. / Maty momba: maty tsy niteraka na tsy nisy mpandova. / Maty mai-na: vizaka fotsiny fa tsy nahazo na irions. na inona na dia sahirana fatratra aza, / Maty no uelona: ilazana izay tao anatin'ny loza lehibe, nefa velona soa aman-tsara ihany, / Maty paika: ilazana ny vatom-panoron tsy afamihetsika intsony fa voaterin'nY andaniny, h,i,: Vita vinavina tsara daholo tsY nisy nivaona. /Maty siontsiona: revon'ny zavatra diso ka manary dia sisa no atao / Maty tsy miteny: helohina tsy misy ady hevitra na fifanazavana ? maty tsy naharenesana ny didim-pananany. / Maty uao herotrerony: mbola tanora dia maty. /Maty volon' ny rats y: voaongan'ny olona mpialona, ny olona tia ratsy ho an'ny tena. / Tsy ho faty raha tsy ianjeran'ny tanantsatro: enti-milaza ny olona kanosa loatra noho ny taho. tra sao maratra, * Ohab,: Matim-pltla toa la. litra ka mitsoboka alohan'ny sotro: Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy arY. / Matin-kenamaso ka homam-barim-boka (jer. Matin-kenamaso). ? M,h,: Tsy miaina, modimandry, diso, nody vovoka, tapitra andro, lasan'Andriamanitra, lasan-ko razana, miamboho, lasa any an-koa. tra, lasa any amin'ny varotsy mifody, mandry eo am. bany rangolahy, miondambato mangatsiaka, nivoaka ny varavaran-kazo ka niditra ny varavaram-bato, jihitra, latsaka aina, jingy, dangy, fohatra, jedana, tsy tra-drano, mitsitra, manjahana Ratompokolahy (vavy), Rabevoina. Ahitsio
Mavana:((vana) p.t.: Mangalamavo somary mena. Tsars tarehy, mandefa taratra malefaka: Maitso mavana izany fohasaha lzany ka ma_ ha-te hipetrapetraka, Ahitsio
Mavandy:(vandy) mt, s.: Mandainga, Ahitsio
Mavany:(vany) Olon.doza sy masiaka ary ratsy sains ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany zhany: ny loza azo, ny baraka afaka. 1 Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy ma. tahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia la-sana ihany ?'lay rahona ke. ly mauany ? ka volana roa mibaliaka ? no hitako samy sariaka (J. N.). Ahitsio
Mavao:p.t.: Ratsy fofona, ma. nomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany, ? M,h,: Jar. Maimbo. Ahitsio
Mavesatra:(vesatra) p.t.: Be lanja manindry mafy: Entana mauesatra, 1 Bevohoka: Ma- vesatra izy fa omeo toerana, ? M,h,: Mitondra rano, ma. zef aira mltsinaka, 1 Mihoninkonina, tay kinga, milondolondo: Mavesatra erY ixany famindranao izany, 1 Ma. nelonelo: Mauesatra ny andohako, / Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona. / Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana, ? M,h,: Mazefatra mafonja, madonda, man?nja, maonjana, tsy zakan'olo.mahia, mitambesatra, mitambaby; Ahitsio
Mavibika:(vika) p.t.: Kingakinga sy matanjaka. Ahitsio
Mavika:na Mavibika (vika) p, t,: Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahaflnaritra ahy iny zokin'ise iny fa mauibika, Ahitsio
Mavikiviky:(vikiuiky) p.t.: Matanjaka, mavitrika, Ahitsio
Mavingo:P.t.: Maimbo fofona lo, masiso, ? M.h,: Jar, Maimbo. Ahitsio
Mavio:(ufo) p.t.: Matanjaka, mailaka, mavitrika, Ahitsio
Mavitrika:Mavitribitrika (uttrlka) p.t.: Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zava. tra: Aoka havitribitrika re_ hefa miasa fa aza milasilasy toy izao. Ahitsio
Mavo:Vony vasobasoka: Tianao ve it9 lopotra mauo it9 raha hanaovana zipo? 1 Malotoloto: Mavo erY izany ranjonao izany fa andeha sasao, - t.i.f.: Mavoina, hamavoina / manamavo, fanamavo, mpa- namavo / anamavoana, fanamavoana / mifamavo / mampanamavo / mavomavo / mahamavo, hamavoan, - F-p,: Mavo mena: volombarahina, / Mavo teny: tsy arabina na ekena ny teny na baiko omeny, / Mauo voua: ilazana ireo mahantra sy sahirana am-pivelomana, ? Mosary lehibe, Ahitsio
Mavoana:(mavo) p.t.: Entimilaza ny feta tsy marihitra na ny mangahazo tsy tsara masaka loatra. Ahitsio
Mavoina:na Hamavoina (mauo) mt, ih, (mavoy, hamavoy): Atao tsinontsinona: Tsy ma_ naiky aho fa nohamauoiny teo imasom.bahoaka ? M.h.: Esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohlna, Ahitsio