Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Marokoroko:(rokoroko) p.t.: Maraorao, mandrotsirotsy, masaosao. Ahitsio
Marolafy:a.: Sary ieometrika misy lafy maro, na telo na efatra, na dimy, na enina... mitovy na tsy mitovy. Ahitsio
Marolily:(t, tr,) p.t.: Mandimbolo noho ny taviny. ? a.: Reniomby. Ahitsio
Marolongo:a.: Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an'ilay na-mono ny namany; somary volombatolalaka i misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka). Ahitsio
Maromita:(fr, marmite) a.: Mpiasa an-trano, mpahandro. Ahitsio
Maronjana:p.t.: Lava vaventy, Marorazana a.: Jar. Marolongo. Ahitsio
Maroroka:p.t.: Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroro. ka ity zaza it9 fa vao roa tao. na izy dia takany ny latabatra, t.i.f.: Haroroka, - F.-p.: Manao sain-jaza ma- roroka: tsy lalim-piheverana rehefa manao zavatra, / Maroroha taiza: tenY firariana atao amin'ny vehivavy terabao mba haroroka, hitombo soa aman-tsara ny zaza tezainy. / Manao soa maroroka: milalao amin'ny orana. Ahitsio
Marotampona:a,: Karazan-kazo fihinam-boa, Ahitsio
Marotanana:a,: Bibikely sahala amin'ny trambo, Ahitsio
Marotoa:(fr, marteau) a.: Tantanam-by kely, Ahitsio
Marotonona:a.: Anaran'ahitra mitovy amin'ny fandrotrarana. Ahitsio
Marovahy:a,: Anaran-javamaniry mandadina, Ahitsio
Marovany:a,: Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan'ny ankamaroan'ny faritany sasany azy. Ahitsio
Marovelo:a,: Anaran-kazo. Ahitsio
Marozandry:a,: Anaran,iavamaniry, ? Ny vitsivitsy ambony amin'ireo taolana mifampitohitohy manaraka ny lavan'ny lamosina, Ahitsio
Marsa:(fr, mars) na Martsa (angl, march), a?: Volana fahatelo amin'ny tanna araka ny fanisana andro vahiny antsoina hoe kalandrie; 31 ny isan'ny andro amin'ny vola-na Marsa (jer, Zanvie), Ahitsio
Masahina:(masaka) mt, ih (masaho): Atao tonga masaka, 1 Dinihina sy eritrereti. na tsara, alaina ambony alaina ambany: Masaho tsara ny fikasanao, Ahitsio
Masaisay:(saisay) p.t.: Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindro. na: Masaisay ny uatouary ra. ha tsapatna, Maraorao, masaosao. ? Handatra maisatra: MasaisaY ny kaki manta. ? M,h.: Masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko. Ahitsio
Masaizano:a.: Karazan-kazo tsara fanao rafitra. Ahitsio
Masaka:p.t.: Entimilaza voanjavatra efa tonga amin'ny fotoana ahazoana mihinana azy tsars: Amin'ny volana zanvie no masaka ny uoaloboka. ? M,h,: Matoy, ? Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny uary, ? h.o.: Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny heuitro; handeha aho, - t.i.f.: Masahina, hamasahi. na f manamasaka, fanamasa. ka, mpanamasaka / anmasahana, fanamasahana / mahamasaka / masamasaka I hamasaka / fahamasaka / hama. sahana J fahamasahana. - F,-p,: Masa-daza: nampitomboina, nitarina. / Masa_ dreniolona: enti-milaza rehefa mety ho hani-masaka ami. dy eny an-tsena, / Masaka tdina: mpandany, mpitobatoba, / Masaka ifotony: enti. milaza ny voankazo masaka eny ifotony, / Masaka otrika: ilazana kosa ny voankazo naotrika vao masaka, Ahitsio