Teny nampidirina farany

Fahadimy
[admin]
: p.l. : Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra. Ahitsio
Faha-
[admin]
: Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa : mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana : Fahadimy, fahasiuy ambin'ny folo / mba hilazana isan-drefy : Fahatelo, hono, ny halalin' it? rano it?; / Lamba antsasa-pahadimy; / mba hilazana vanin'andro : Lasa tamin' ny Fahavalon'ny uolana nankany Fianarantsoa izy. Ahitsio
Faha
[admin]
: p.mt. : Fony, tamin'ny andron'i...: Noenjehina ni) Kristianina Paha Ranavalona reniny. Ahitsio
Fafirano
[admin]
: a.: Tsodrano. Ahitsio
Fafy
[admin]
: a. : Fampielezana na fanaparitahana zavatra toy ny voa madinika, na fasika, na rano : Fafy fasika re izao nafitsokY ny fahaualo izao! 1 Fanapariahana voam-bary na voan' anana amin'ny tanana eo an-taninketsa ka na tanfmboly efa voavoatra, mba haniry : Efa oito fafy ny ketsa no tonga izy. - t.i.f. : Fafazana, afafy, voafafy / mamafy, famafy, mpamafy 1 amafazana, famafazana / mifafy, fifafy, mpifafy / ifafazana, fifafazana / mahafafy. - F.-p, : Fafy ra, fafy rano : Famafazana amin'ny olona ram-biby natao sorona na rano tsotra mba hatao tsodrano. / Fafy katrana : Enti-milaza ny voam-bary afafy a-min' izao fa tsy mba naliina mialoha. / Fafy forona : enti-milaza famafazana befahatany fotsiny. Ahitsio
Fafazana
[admin]
: (fafY) mt. pdr. (fafuzo) : Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan'anana apariaka amin'ny tany mba haniry : Hofafazako uary ity tany itS'. ? Asiana : Nofafazany tehamoina ny zanany. Ahitsio
Fafatra
[admin]
: Fihasimban'ny Fatratra : (jar. it?). Ahitsio
Fafana
[admin]
: o. : Fofona manitra mamerovero mandraraka eran'ny toerana izay. - t.i.f. : Mamafana, famafana / amafanana. Ahitsio
Fafana
[admin]
: a : Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin'ny andro taloha : Nasiana menaka kely aloha ny fa-fana, isaky ny anoratana, dia norarahana uouoka. Ahitsio
Fafana
[admin]
: (fafa) mt.ih. (fafao) : Esorina ny loto, ny fako amin'ny zavatra na toerana iray. : Fafao tsara ny efitrano fandriana. / Faohina : Efa nofafako ny latabatra. • Alaina tsy misy avala na kely aza : Nofafan'ny mpangolatra ny entanay tany ambaniuohitra, Ahitsio
Fafa
[admin]
: a. : Fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana : Ratsy fafa izany trano izany. - t.i.f. : Fafana, afafa, voafafa, finafa / mamafa, famafa, mpamafa / amafana, famafana 1 mifafa, fifafa, mpifafa I ifafana, fifafana 1 mahamafa. - F.-p, : Fafa uandana : fomba famafana tsizarizary na zara fa vita : Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vanda-na. / Mifafa kiho : mahita loza, lany harena. / Fafam-bolontondro : Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon'ny volon'ny tondro na fanondro fafana. / Fafanimondry : ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka. ¶ M. h. : Mamafa, mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto. Mafafa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana. Ahitsio
Faditra
[admin]
: a. : Zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin' ny tena ka sorohina na alana amin'ny fombafomba efa raikitra. 1 Zavatra atao mba hanalana io loza na zava-dratsy ataon'ny olona ny tena io. Raha manala faditra, dia mitsangana eo anaty varavarana mitondra ny zavatra a-tao faditra : akoholahy me-na, akoho mainty tokam-bolo, ondry mazava loha, tapakazo, bozaka amana ahitra, orana... eny an-tanana dia miteny hoe : Faditra! Faditra! Ho lasan'itti izay tsy tsara; ho lasan'it5s izay tsy soa e! Andriamanitra, e! Andriananahary - t.i.f. : Fadirana, afaditra, voafaditra 1 mifaditra, fifaditra, mpifaditra / ifadirana, fifadirana. Ahitsio
Fadiranovana
[admin]
: (faditra-ovana) p.t. : Mahantra fara fahoriana. Ahitsio
Fadirana
[admin]
: (faditra) mt,ih. (fadiro) : Alana faditra : Fadirana amin'ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana hihatra. Ahitsio
Fadintseranana
[admin]
: a. : Vola alaina amin'ny varotra atao amin' ny seranana na amin'ny zavatra mandalo eo aminy. (A-narana nomendRadama rainy io, izay mifanaraka amin' ny fomban-tany efa nisy taloha ihany satria, fahiny, raha namono omby teo an-tokotanin' olona, ohatra, dia nomena ny tompon'ny tokotany ny fadiny), Ahitsio
Fadiny
[admin]
: a. : Izay rehetra ao anatin'ny bibY vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan'ny hena sy ny taolana. Fadinkena : Ny ao anatin'ny omby vonoina. Ahitsio
Fadina
[admin]
: (fady) mt.ih. ( fadio) : Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo : Fa dio ny trondro fa tsy mahasalama anao. Ahitsio
Fadimbolana
[admin]
: a. : Fahataitairan'ny bibivavy mitady lahy. / Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan'ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana. Ahitsio
Fadiditra
[admin]
: a. : Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hi-ta lanfny. - t.i.f. : Fadidirana, afadidi-~ira, voafadiditra, tafadiditra / mifadiditra,fifadiditra,mpifadiditra / ifadidirana, fifadidirana f mahafadiditra. Ahitsio
Fadiditra
[admin]
: na Ladinintrambo o. : Anaran' aretina mitovitovy amin'ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory. Ahitsio