Drakadraka [admin] | : | a. : Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha : asiana rantsana mitsatoka eo amin'ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga a-vo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema ta-t? aoriana. Ahitsio |
Drakadraka [admin] | : | a. : Mpitsikilo, polisy miafina (taloha). Ahitsio |
Draiko [admin] | : | ft. : Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana. ¶ M.h. : Jehojeho. - t.i.f. : Adraiko, tafadraiko /midraiko, fidraiko, mpidraiko iidraikoana,fidraikoana. Ahitsio |
Draidraidraidray [admin] | : | t.p. : Entimilaza fangirifiriana, fanaintainana tsaroana lalina sy maharitra: Draidraidraidray! maharary ilay tanako nioritra anikeheo. Ahitsio |
Dray [admin] | : | t.p. : Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray : Dray! mahafinaritra izany fiposahan'ny masoandro auy any ambadiky ny tendrombohitra toa marna' afo mivaivay ! Ahitsio |
Draho [admin] | : | ft. : Enti-milaza fitavozavozana. - t.i.f. : Midraho na midrahodraho, fidraho na fidrahodraho. Ahitsio |
Drafitra [admin] | : | a,: Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin'ny ta-nana, na trano na masinina iray... t• Soritsoritry ny hevitra velabelar?na ao anatin'ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa aisy draft tra nosoritan'ny mpanoratra raha nanao Io lahatsoratra !o Lay? Ahitsio |
Drafana [admin] | : | a. : Jer. Traf ana. Ahitsio |
Dradraka [admin] | : | a. : Antso mafy amim-pahatairana noho ny fisehoan-javatra tsy nampoizina tampoka. 4 t.i. : Midradraka, fidradraka / idradrahana, fidradrahana. Ahitsio |
Dradraina [admin] | : | (dradra) mt.ih. (dradrao) : Antsointsoina mafy mba ho heno hatraiza hatraiza : Dradraina ankehitriny ny fiaraha-monina vaouao hanjakan'ny rariny sy ny hi-tain y. Ahitsio |
Dradradradra [admin] | : | a. : Fitomaniana mafy; fikaikaikaikana sy fiantsoantsoana. - t.i.f. : Adradradradra, dradradradraina I midradradradra, fidradradradra, mpidradradradra / idradradradrana, fidradradradrana. Ahitsio |
Dradra [admin] | : | a. : Antso mafy indray manezaka; fanelezan-teny. - t.i.f. : Dradraina / midradra. Ahitsio |
Dozenina [admin] | : | (fr. douzaine) a. : Antokon-javatra milsa roa arnbin'ny folo : Atody roa dozenina. Ahitsio |
Dovy [admin] | : | Dovidovy p.t. : Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana. 1 : Midovidovy. Ahitsio |
Dovy [admin] | : | a. : Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin'ny sikidy). • H.i. : Ray aman-dreny (amin'ny lafin-kevitra hoe fahavalon'ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). ? F.-p. : Manolotra dovy : manala faditra ny vintana mifanoto. / Maty dovy : zaza maty ray sy reny ka lasa mahaleo tena. Ahitsio |
Dotra [admin] | : | a. : Fahamaizana amin' ny afo, r' Fahaporetana. ? H. o, (p.t.) : Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra : Dotra erys izy nampanao ahy ny akanjony. 14 t.i.f. : Dorana, voadotra / mandotra, fandotra, mpandotra 1 andorana, fandorana i mahadotra. Ahitsio |
Dosika [admin] | : | p.t. : Vaventy sy sala-ma. - t.i.f. : Midosika. Ahitsio |
Dosy [admin] | : | o. : Jar. Tosy. Ahitsio |
Doroka [admin] | : | p.t. : Mamo, leon-javapisotro : Doroka isan-kariva ingahy Raire ato atsimo, • H. i. : Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. - t.i.f. : Midoroka, fidoroka, mpidoroka (idorohana,fidorohana. Ahitsio |
Doroboka [admin] | : | ft. : Enti-milaza zavamaniry be ravina sady maitso na akanjo malalaka be ambany sy mirebareba. - t.i.f. : Adoroboka, tafadoroboka ) midoroboka,fidoroboka, mpidoroboka ( idorobohana, fidorobohana. Ahitsio |